nivakinina

41. mishou ( 20/06/2005 21:35)
rurik>mitondra satroka de mihazaka2 de atodika any @ vavarivotra ilay satroka de sokafana tsara ny vava de mahazo bedebe de mahazo mitondra mody @ le ao anaty satroka:-P
42. sasa ( 21/06/2005 05:48)
rurik sy yonika, aty izao efa malaza io fiteny haka rivotra io, ny dikany d hoe handeha hisotro toaka kely na kou hoe handeha hifoka sigara, mety mbola tsy fantatrareo io fa nareo tsinona any andafy any, fa rehefa maheno olona miteny hoe handeha haka rivotra kely aho d zay
mishou marina ny anjy satria tsy diso
43. ari.malala ( 21/06/2005 07:41)
mishou â, de be kibo be ve avieo satria nasanasana ny vava? :-D :-D :-D
44. sasa ( 21/06/2005 10:16)
ari.malala he he njy kou mampmé :-D :-D :-D
45. dadabe ( 21/06/2005 12:55)
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 21-06-2005 09:41:27
Lohateny : Re : nivakinina
mishou â, de be kibo be ve avieo satria nasanasana ny vava?

le be kibo iny no tena milay rehefa hamoka azy amizay :D pffffffffffffffffffff-mamoka rivotra
46. yonikafopl ( 22/06/2005 00:57)
oopsss:-w:-w:-w:-w
47. sasa ( 22/06/2005 05:11)
ari.malala he he he he mankanesa any aminay njy fa hiaraka hijery afo.manga isika an:-*:*:-*:* miaraka amin'i T
48. dadabe ( 22/06/2005 07:02)
:-w:evil::@:@:@:@:@:@:@:@:@
49. ari.malala ( 22/06/2005 09:42)
:) fa in ty mampikentrona? :)
50. dadabe ( 23/06/2005 01:48)
:@:@:@:@:@
51. sasa ( 23/06/2005 10:18)
dadabe lasa saina foana elah izany fa misy inona mintsy ary?
52. mishou ( 25/06/2005 13:31)
sasa> efa tsy te hiteny intsony bedada fa tsy arak'i lery indray ilay afo manga sa tria raha adika teny sinoa de tsym isy an'izany de tsy misy an'izany any chine

gasy rehetra any dago>sambatra rangah nareo hivoaka rahalina hijery afomanga koa
mba tsarovy rangah zahay an, na dia virtoaly ihany aza e
53. dadabe ( 25/06/2005 14:39)
:-w:-w bebe +zah =:*:* hehehe
54. Dezy ( 29/06/2005 09:23)
tsy nila afo-manga tsony dadabe fa i bebe no narehiny mafy tao lasa nitondra tehina =)):-$:-$
55. yonikafopl ( 29/06/2005 10:36)
nga :evil::evil::evil:
56. dadabe ( 30/06/2005 01:52)
punk kley jiaby klou e(l):°)8):P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0696