ezaka fihaonana aty frantsa

1. booboo ( 16/06/2005 11:05)
Re-s'lama aby ndray.

Ity averiko ity ilay raha fa lasan'ny tsunami ilay efa teo.

-Toerana : Sens-89100 (Yonne-Bourgogne)

-Daty : 9 juillet na 30 Juillet (misafidy dia soraty eto izay mampahafaka anao. Izay be mpifidy no lany)

-Zavatra atao : tsikonina grandeur nature :°). Samy mitondra ny nahandrony fa ifampizarana avy teo.

-Làlana : -train : Grare de Lyon. 1h raha direct.
*Ny an'ny tômôbilina raha afaka averin'i Mandrindra ilay efa natorony fa tena tsy tadidiko azafady. Raha tsy izay miandry kely fa hojereko.

Afaka mampiantrano oul 2 ho an' zay tsy tafody ny andron'iny ary afaka manome ny listen'ny chambre d'hôtes na hôtel ho an'izay mila.

Ny ambiny resahina miandalana eto ihany arakaraka.

Misaotra.
répondu par Veloo le 05/08/2005 16:47
2. Ralay ( 16/06/2005 15:33)
Tsara ny mandray initiative toa izao ka dia mazotoa ho an'izay afaka fa tsy mbola afaka ny tenanay @ io fotoana io
3. bichette ( 17/06/2005 07:45)
lavitra anay loatra ilay toerana ka na dia te hihaona @manana aza ny tenany dia tena tsy afaka :snif::snif::snif::snif::snif::snif:
4. mandrindra ( 17/06/2005 08:22)
Ny lalana fandehanana any Sens raha miainga avy eto Paris.
Mandray ny autoroute A5 dia avy eo A19, 125 km no elanelana ary 1H20 no hanaovana ny lalana (mety ho haingana kokoa raha ohatra ka tsy manaradalana sy mahay miala radar), ny péages dia 4,70€.
Raha tsy te handoa péages dia mandray ny N6, ny halaviarana dia 130 km ary 1 ora sy 40 minitra no hanaovana ny lalana. IReo refy ireo dia nalaina tao amin'ny mappy.fr.
Mety aminay daholo ireo daty roa ireo. Izahay dia 4, koa raha misy te hiaradia aminay dia mbola misy toerana iray izany.
5. Veloo ( 17/06/2005 18:31)
booboo a misaotra e... tena nisy tsunami mihitsy ve tato kle =))=))=))
6. vegas ( 18/06/2005 11:47)
Veloo> afaka ve enao sa tsia amin'io?
booboo> gravy be lé tondra-drano an, voafôka daolo ny hafatra tssss. Za alou mitana ny teniko fôna booboo a, 30 juillet za afaka na misy oul na tsisy oul, vegas tsy maintsy mipasy.
7. vegas ( 18/06/2005 11:50)
Veloo> afaka ve enao sa tsia amin'io?
booboo> gravy be lé tondra-drano an, voafôka daolo ny hafatra tssss. Za alou mitana ny teniko fôna booboo a, 30 juillet za afaka na misy oul na tsisy oul, vegas tsy maintsy mipasy.
8. fijo ( 20/06/2005 22:18)
araka ny voalazan'i bibi dia lavitra any loatra le toerana,ka tsy tafa any izahay e
9. bichette ( 23/06/2005 13:31)
tsunami danz be lol, tena fanina kely mihintsy. ka roviana ihany izany ny fihaonanareo fa efa ho tampitra ity ny volana jona dia mangalà sary an
10. fijo ( 23/06/2005 19:51)
dia alefaso eto ny sary fa izahay te ahita ny namana an
11. hery ( 25/06/2005 10:57)
Rehefa nodinihana dia efa dian'ny mody aty Italie indray izahay amin'izany 31 izany :-(
12. hery ( 25/06/2005 10:58)
OUps... kay 30 ilay izy. hmmm (mieritreritra)
13. bichette ( 27/06/2005 15:12)
hery > fa aiza i hery io zao na amin'ny volana jilié
14. fijo ( 28/06/2005 00:00)
mitsangatsangana i hery io ka
15. mandrindra ( 28/06/2005 10:19)
mbola mieritreritra foana ve i hery ? :D
16. fijo ( 28/06/2005 21:59)
sao lany hery?na very?
17. booboo ( 01/07/2005 18:07)
Fehiny tsotsotra

-Daty ihaonana : 30 juillet
-Pt de rdv : Ho an'izay mitondra autos dia misy parking eo @ centre-ville akaikin'ny Office du tourisme sy ny théâtre (av. des Garibaldi). Na avy aiza na avy aiza dia tsy maintsy mitontona eo foana fa tsy poss. ho very kah hihihihihi.
Ho an'izay handeha train : manorata atsy @ hafatra dia lazao ao ny ora ahatongavana ahafana mitsena anao sa anareo ? hihihihihi


Fanamarihana : Noho ny antony manokana izay ialana tsiny indrindra, dia alefaso any @ hafatra izay fanontaniana fa any valiako aby aby dia aza misalasala manontany.
18. Ralay ( 02/07/2005 19:28)
Hisaorana an'i booboo manana initiative toa izao fa dia efa milamina io izany. Dia mahavità be ho anareo izay ho tonga e ny tenanay moa dia mbola plus tard vao vokansy e.:D
19. fijo ( 04/07/2005 21:17)
lavitra loatra wa le izy e
20. xxx ( 04/07/2005 21:50)
fijo> i fijo kou ange afaka mikarakara anakiray e... de ze akaikikaiky any indray no mifamotoana...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.298