ezaka fihaonana aty frantsa
22. booboo
(
01/08/2005 10:52)
Na betsaka aza no nampilaza fa tsy ho afaka ho tonga t@ fotoana farany dia nisy namana 4 tonga.
Tsara foana ny andro nandritra ny fiarahana (sabotsy sy alahady). Ary tsy nisy bouchons teny an-dalana (Paris-Sens /Sens-Paris)
Nahafinaritra sy voky aby zahay 6 :D:D:D. Nisy ambiny indray aza ny sakafo. Poulet du Général Tao ny laoka ary Tiramisù sy Moëlleux au chocolat ny dessert. Tao an-tokontany no nisakafo.
Ny hariva niaraka nijerijery an'i Sens sy ny manodidina.
Ny alina mbola niara-nisakafo beeeeeee sy nanao partie-na scrabble alohan'ny hatory (minuit mahery).
Ny alahady mbola nihaona indray t@ tranon'ny namana iraika (nody ny sabotsy hariva) tany Paris. Tany no nisakafo atoandro ary re-voky beeeeeeeeeee ndray :D:D:D:D.
Ny fin d'après-midi niaraka nankany @ Paris-Plage dia nanao partie-na pétanque.
T@ 22heures no nisaraka teo @ Gare de Lyon. Samy namonjy ny tranony avy teo.
Izay sy izay @ ankapobeny ny fandehan'ilay fihaonana. :D.

24. Veloo
(
02/08/2005 20:00)
Dia tena voky be mihitsy i booboo zany kle. Tsisy afa tsy motika fotsiny ve ny kozy tany ? Za ndray aloha dia tsy mba lasa an'io an :-D:-D:-D:-D
25. fijo
(
02/08/2005 20:21)
mahafinaritra be le izy,fa saingy tena lavitra be anay ka tena tsy afaka mihintsy e.
26. Veloo
(
03/08/2005 16:21)
o ry fijo a etsy akaiky kely etsy ve dia tsy ho tonganao? maka train retsy a:-D:-D:-D