sipa manao ahoana ?
1. xxx
(
24/05/2005 14:06)
sipa manao ahoana no mba tiany kofa ato ? botabota ? lavalava ? mahiahia ? fohy volo sns...sa tsy maintsy intelligente sns..., samia hoe mba milaza ianareo ?
novalian'i fijo ny 29/06/2005 04:36
5. maditra
(
24/05/2005 21:14)
Zah manko fohifohy ihany, dia ny sipa fohifohy no tiako. Tsy dia koi na botabota na mahiahia. Fa ny sexy ihany aloha no tena ao tsara (zah ihany no mahay ny hoe ahoaa ny sipa sexy amiko tsssss)lol. Dia ny volo, tiako na fohy fa aleoko ihany ny lava, dia tsy tiako koa ny sipa mitsotra volo, na mitovana ireny. Toa fake be izany ny mahita azy. hihiihi
9. kally
(
26/05/2005 20:33)
Ilay sipa tsy momba fa nojerena hay ka ity dadabe hono no momba,ndrenesita enao e! aza hitako any izany:roll:
10. welie
(
27/05/2005 15:25)
kally> hahahahahahhahahhh.... aza ataonjy an'izany kosany dadabe fa izy anie ka mbola humm e!
dadabe lé mbola dadabe milalao poupety kely reny sa...? :-P
dadabe lé mbola dadabe milalao poupety kely reny sa...? :-P
13. fijo
(
30/05/2005 22:50)
ka ireny kosa misy hotazomina ko."tsara tarehy tsy misy hena hono ndana mandeha fa tsy misy jerena"fa tsy haiko laoha e.
14. Veloo
(
16/06/2005 16:04)
o ry ledada a na dia ratsy bika zany dia tian'i se fona? ha ha ha ha
tssssss aleo akipy ny maso raha izany kle
tssssss aleo akipy ny maso raha izany kle
16. mandrindra
(
17/06/2005 15:43)
veloo, tsy akipy ny maso fa asiana poster fotsiny manoloana ny tarehiny/.