ny trinité masina!

1. zefalah ( 24/05/2005 21:06)
Arabaina ry mpino isany.
Faly aho mametraka ity fantanina ity aminareo.De manatena valiny maomby koa.Satria sika gasy dia mba anisany zanaka Christian iany.
voalaza fa Andriamanitra dia ray tokana.Nefa iany koa dia misy zavatra atao hoe Andriamanitra 3 nefa ray:Dia tsy inona zany fa ny trinite masina arakiny voalza anareo.
Fantanina. moa ve misy 1 ho lasa telo?
ary moa ve Jesoa dia zanak'Andriamanitra?
ra marina le Trinité io: Iza ary no Ngeda @reo ?
le zanaka sa le ray sa le fanay masina?
de azavao aminay le Trinité fa tsy mazava.
1+1=2 2+1=3 3=1?

novalian'i babalahy ny 25/08/2005 12:49
2. marozevo ( 24/05/2005 22:37)
Trinite Masina = Fianakaviana iray. Raha olon-tokana tsy fianakaviana, ary ny fianakaviana dia tsy azo sarahina. Ao amin'ny Fianakaviana misy Ray aman-dReny sy Zanaka.
valiny tsotra fotsiny aloha no atolotro anio, fa rehefa mitohy ny fifanakalozan-kevitra dia miverina eto indray hitondra fanazavana misimisy kokoa.
3. zandikely ( 25/05/2005 00:38)
Ity no dogma farany izay sarotra hazavaina, tsy nahagaga raha somary sahirana ireo Pères de l'Eglise tamin'ny taonjato faha IV, namaritra azy io. Na masindahy Augustin koa aza dia somary sahirana nanakatra azy io.
Izao no nentindry zareo nanazava azy io:

-Andriamanitra dia iray dans son essence, avy taminy teny latinina hoe essentia, na hoe koa ousia hoy ny grika, izany hoe ny maha Andriamanitra azy io, iray ihany io.
-Nefa ao anatin'io essentia iray io dia misy tres personas hoy ny latin , 3 hypostasis hoy ny grika, io no nadika hoe trois personnes: Ray, Zanaka , Fanahy Masina . Nefa ny tsirairay dia tsy hoe Andriamanitra ampahatelony, fa tena Andriamanitra iray na ny Ray na ny Zanaka na ny Fanahy Masina.
Miavaka kosa na dia miaraka miasa izy telo dia misy asa fa lazaina fa ny olona tsirairay ao.
Ohatra : Ray , mpahary
Zanaka: Ny zanaka ihany no tonga nofo,
Fanahy Masina , mpankahery...

LA TRINITE EST UN MYSTERE !!!

4. ari.malala ( 25/05/2005 05:45)
\"Raha vao vita Batemy i Jesoa dia nisokatra ny lanitra ary indro ny Fanahy Masina nidina sy nipetraka teo ambony lohany naka endri-boromahailala, ary injay nisy feo avy any an-danitra nanao hoe \"Inty no Zanako malalako, ilay ankasitrahako indrindra\" Mt 2, 16-17 Io no entiko hamaliana anao zefalah. Eo no miseho miharihary ny maha Iray tsy azo sarahina an\'Andriamanitra. Andriamanitra mihintsy no miteny mivantana eto fa Zanany malalany i Jesoa, ary miseho koa ny Fanahy Masina. Tsy azo comparéna koa hoe iza no ngeza satria iray ihany ireo, iray tsy azo sarahina ary mitovy ihany na samy manana ny anjara asany aza : Andriamanitra Ray mitsinjo antsika zanany satria nataony mitovy endrika Aminy isika, ary \"Fantatry ny Rainareo izay any an-danitra fa ilainareo izany rehetra izany\" Mt 6;32. Andriamanitra Zanaka manelanelana antsika sy mitalaho @ Ray hoantsika raha mangataka zavatra @ Anarany isika \"Raha miray amiko ianareo ka mitoetra ao anatinareo ny teniko dia angataho izay rehetra ilainareo fa hoazonareo izany raha mangataka zavatra @ anarako ianareo\" Jean 15, 7. Ary ny Fanahy Masina ilay mpanafaka alahelo izay nirahin\'i Jesoa foni Izy hiakatra ho any @ Ray no mitalaho hoantsika koa manampy atsika hivavaka araka ny tokony ho izy : Romains 8, 26 \"De même aussi l\'Esprit vient en aide à notre faiblesse, car nous ne savons pas ce que nous devons, selon nos besoins, demander dans nos prières. Mais l\'Esprit lui-même prie pour nous par des gémissements ineffables; 27 et celui qui sonde les coeurs connaît quels sont les désirs de l\'Esprit; il sait qu\'il prie selon Dieu pour des saints\"

Manantena aho fa nahazo valiny mahafapo i zefalah, miala tsiny raha t@ teny frantsay ilay references farany satria nalaiko tao @ www.catho.org io fa tsy voadikako ;) dia miala tsiny raha lavalava ny fanazavana.

5. pika ( 25/05/2005 05:51)
ny trinité dia azo atao sary toy ny triangle ka raha banga ny 1 amin'ireo dia tsy mety ilay telolafy
ny ray Atra namorona izao tontolo izao dia nandefa ny zanany izy ho tety an-tany tao aorian'ny fiankarana anefa dia nampanantena indray izy ny handefa ny fanhy masina hiharaka amintsika izay ny pentekoty
ianao izao raha misy manontany hoe fianankaviana iray ve ianareo dia hoe eny ny valiny nefa ao misy dada mama zanaka nefa iray
6. xxx ( 25/05/2005 09:15)
Izao no azok amaliana io : Andriamanitra tokana Olona telo dia ny Ray, Zanaka , Fanahy Masina. Mistery io ka tsy azo atao kajikajy.Tsy misy ambony sy ambany, ngeza sy lehibe ireo fa mitovy fahandrianana. Miray hevitra, sitra-po, miray asa, miombona hatrany. Ao amin'ny Ray ny Zanaka, ny Ray miombona amin'ny Zanaka miaraka amin'ny Fanahy Masina. Na dia ao aza ilay hoe Ray : Mpahary ; Zanaka : Mpanavotra ; Fanahy Masina : Mpanamasina dia iray ihany ilay Andriamanitra fa Olona telo ary miombona tanteraka. Lalina ilay fanazavana fa ataoko fa mazava amin'i zefalah an.
7. sonwin ( 25/05/2005 10:23)
zefalah:

1+1=2 2+1=3 3=1?



zefalah> raha atao kajikajy ilay izy de tahaka izao:

1x1x1=1


8. douhdouh ( 25/05/2005 12:57)
sarotra tokoa ilay hoe Andriamanitra telo nefa iray raha olona tsy mahalala soratra masina sady tsy mbola resy lahatry ny tenin\'Andriamanitra fa ny teniny ihany no mahazava azy :
Ny hoe Andriamanitra Ray aloha mety efa tsy hiadian\'ny rehetra hevitra intsony satria nahary izao tontolo izao tamin\'ny alalan\'ny teniy Izy , tia antsika Izy , ary izay fitiavany antsika izay indrindra no nitatadiavany hevitra mandrakariva ny hamonjena antsika satria nanota ny olona tamin\'ny alalan\'ny Adama sy Eva . Ny fahafatesana no tambin\'ny ota ,ka tsy tian\'Andriamanitra ny hahafaty ny olona ka nalefany ny zanany lahitokana dia Jesoa Kristy hamonjy antsika . Eo amin\'izay no maha be adi-hevitra ny mpino dia izay tsy mino fa Jesoa Kristy zanak\'Andriamanitra , ary tena Andriamanitra mihitsy satria hoy Izy hoe \"IZAHO SY NY RAY DIA IRAY\"
Taoriana hiakaran\'i Jesoa Kristy any an-danitra indray dia nampahery ny mpianatra izy \"TSY MAINTSY HANDEHA KA HANOME ANAREO NY MPANANATRA DIA NY FANAHIN\'NY FAHAMARINANA \" izay ilay Andriamanitra Fanahy izay . Noho izany dia tena iray Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy zanaka ary ny Fanahy Masina .
9. douhdouh ( 25/05/2005 12:58)
sarotra tokoa ilay hoe Andriamanitra telo nefa iray raha olona tsy mahalala soratra masina sady tsy mbola resy lahatry ny tenin'Andriamanitra fa ny teniny ihany no mahazava azy :
Ny hoe Andriamanitra Ray aloha mety efa tsy hiadian'ny rehetra hevitra intsony satria nahary izao tontolo izao tamin'ny alalan'ny teniy Izy , tia antsika Izy , ary izay fitiavany antsika izay indrindra no nitatadiavany hevitra mandrakariva ny hamonjena antsika satria nanota ny olona tamin'ny alalan'ny Adama sy Eva . Ny fahafatesana no tambin'ny ota ,ka tsy tian'Andriamanitra ny hahafaty ny olona ka nalefany ny zanany lahitokana dia Jesoa Kristy hamonjy antsika . Eo amin'izay no maha be adi-hevitra ny mpino dia izay tsy mino fa Jesoa Kristy zanak'Andriamanitra , ary tena Andriamanitra mihitsy satria hoy Izy hoe "IZAHO SY NY RAY DIA IRAY"
Taoriana hiakaran'i Jesoa Kristy any an-danitra indray dia nampahery ny mpianatra izy "TSY MAINTSY HANDEHA KA HANOME ANAREO NY MPANANATRA DIA NY FANAHIN'NY FAHAMARINANA " izay ilay Andriamanitra Fanahy izay . Noho izany dia tena iray Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy zanaka ary ny Fanahy Masina .
10. douhdouh ( 25/05/2005 13:03)
sarotra tokoa ilay hoe Andriamanitra telo nefa iray raha olona tsy mahalala soratra masina sady tsy mbola resy lahatry ny tenin\'Andriamanitra fa ny teniny ihany no mahazava azy :
Ny hoe Andriamanitra Ray aloha mety efa tsy hiadian\'ny rehetra hevitra intsony satria nahary izao tontolo izao tamin\'ny alalan\'ny teniy Izy , tia antsika Izy , ary izay fitiavany antsika izay indrindra no nitatadiavany hevitra mandrakariva ny hamonjena antsika satria nanota ny olona tamin\'ny alalan\'ny Adama sy Eva . Ny fahafatesana no tambin\'ny ota ,ka tsy tian\'Andriamanitra ny hahafaty ny olona ka nalefany ny zanany lahitokana dia Jesoa Kristy hamonjy antsika . Eo amin\'izay no maha be adi-hevitra ny mpino dia izay tsy mino fa Jesoa Kristy zanak\'Andriamanitra , ary tena Andriamanitra mihitsy satria hoy Izy hoe \"IZAHO SY NY RAY DIA IRAY\"
Taoriana hiakaran\'i Jesoa Kristy any an-danitra indray dia nampahery ny mpianatra izy \"TSY MAINTSY HANDEHA KA HANOME ANAREO NY MPANANATRA DIA NY FANAHIN\'NY FAHAMARINANA \" izay ilay Andriamanitra Fanahy izay . Noho izany dia tena iray Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy zanaka ary ny Fanahy Masina .
11. Mifenty ( 25/05/2005 13:05)


Sarotra azavaina io ry zefalah ah.

Io ny fototry ny finoana ary ekena.

io an'i zandikely io no tena mahafehy ny fanazavana azy fa refa tsy takatra amin'io dia tsy takatra tsony zany.

12. isambilokely ( 25/05/2005 15:29)
Ry Zefalah konko tokony mba miezaka ny manovo fahalala any ambadika fa tsy hiandry information troittoire eto e ... Misy boky sy site web milay be manazava izany. De mba mikarokaroha fa aza de zefah be tahaka izany. Izany zao tsy mila anontaniana eto akory .... hahaha

Mbilo
:lol: youpiiiii
amontana.org
13. booboo ( 25/05/2005 15:35)
tonga ndray ny troll hanaratsy fofona ny tanana
14. maditra ( 25/05/2005 21:04)
Mino aho, dia ampy ahy aloha izay izao! Mibaribary tsara ao amin'ny Baiboly ny fahamarinan'io fa ny olana dia mora koa ny manodina ny Baiboly ho zavatra hafa, hany ka mahita avaly fona ny tsy mpino telo izay iray rehefa miresaka an'io. Finoana fotsiny io e! Sarotra hazavaina mathematiquement tahaka ny anaovanao azy io!
15. xxx ( 25/05/2005 21:46)
T@zahay mbola kely napenarina katesizy.
de mba nahay resaka Christian.
Nefa itako taty aorina fa Trinité tsy mety ato@ Andriamanitra.
aona no hisy Andriamanitra telo zany ry reto a?
Andriamanitra dia ray iany amiko. Misaotra anareo namaly.
Fa Ze mino fa Andriamanitra dia telo..aoka mba hieritreritra tsara aloany hivavahany.
Hoe:Hivavaka amin'za aho ? @le ray sa amin'le zanaka sa amin'le fanay masina.
16. tafita ( 25/05/2005 22:29)
Ataoko fa mazavazava ny tenin'i pika sy ny fanazavan'i Mon Père Ra xxx . Hoan'izay tsy dia mampiasa loatra ny signe de croix ( famantarana ny hazo fijaliana aloha dia hitako fa sarotra tokoa ny mandinika sy mandalina an'io Mistery iray io, fa ny dadabenay aza saika nivaralila raha tsy nisy kely fotsiny tamin'io ..... Izao e : Raha manao ny Amin'ny anaran'ny Ray sy ny zanaka ary ny Fanahy Masina ny olona sasany dia manambara ny Trinité Masina io sy ny mistery ao Aminy. Ambony , ary Fitiavana sy Manenika an'izao tontolo izao ... Lava be angamba raha ho hazavaina tsi-1 1 io fa avelako eo
Baye e
17. rpk ( 26/05/2005 05:51)
annnn...mankarary ny lohako zany kah:lol:
18. dadabe ( 26/05/2005 09:53)
hay ve misy an'ity eto e

TRINITE MASINA =3 izay iray ary misy fiaraha miasa ao [Andriamanitra (Ray )-Jesosy(zanaka)-Fanahy masina ]

matoa misy ny masina dia misy koa zany ny tsy masina

TRINITE DIABOLIQUE =3 izay iray ary misy fiaraha miasa ihany koa ao
[Dragona(demony)-Bibidia(maka tahaka an'i Kristy )-Mpaminany sandoka (maka tahaka an'nyfiasan'ny fanahy masina )]

ao anaty baiboly avokoa ny fanazavana ireo
19. pitchou ( 26/05/2005 19:56)
mahazo manome interpretation aho ve? :)
Andriamanitra dia tokana, fa voatery izy nidina tety an-tany ka naka vatan'olombelona noho ny antony maro samihafa, indrindra noho ny ditran'ny olombelona, dia i Kristy izany (tsy dia adikako @ famaritana mahazatra antsika ny atao hoe zanaka i Kristy eto, fa "avy @ Andriamanitra"-une partie de lui-même, endrika iray n'Andriamanitra), ary ny Fanahy Masina angamba tsy dia iadian-kevitra fa dia endrika iray n'Andriamanitra koa! endrika 3 no fahitana azy saingy iray ihany satria parties intégrantes n'Andriamanitra ihany!
20. Mifenty ( 26/05/2005 22:30)


aona kou radada io oe trinite diabolique io le.

ZAny v ny filazàny azy ao am baiboly ao sa aona le.

asio fanamarinana oe ra mety kle

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5648