ny trinité masina!

41. kaiah ( 22/06/2005 15:15)
zefalah:

falimiarahaba anao mba hamalyilay fanotaniana
valiny :Tokana ihany Andriamanitra fa ny olona ao aminy no misy telo dia ireto avy :niray nizanaka ary ny fanahimasina dia iza hoienao no ngeda amin'izitelo ireo :dia Andriamanitra ray ihany no ngeda satry nahoana izy no namorona ny zavatra rehetra arty eo ambani fahefany avokoa na nizanaka nany fanahimasina

IJESOA dia zanak'Andriamanitra satria fahefana avy amin'Andriamanitra no nameny an'iJesoa ka nahatonga azy hotety amboniny tany ary napitafiana ny fiainan'olombelona mba hapisehoana ny voninahitra
Andriamanitra ray amenina^:^

Arabaina ry mpino isany.
Faly aho mametraka ity fantanina ity aminareo.De manatena valiny maomby koa.Satria sika gasy dia mba anisany zanaka Christian iany.
voalaza fa Andriamanitra dia ray tokana.Nefa iany dia koa dia misy zavatra atao hoe Andriamanitra 3 nefa ray:Dia tsy inona zany fa ny trinite masina arakiny voalza anareo.
Fantanina. moa ve misy 1 ho lasa telo?
ary moa ve Jesoa dia zanak'Andriamanitra?
ra marina le Trinité io: Iza ary no Ngeda @reo ?
le zanaka sa le ray sa le fanay masina?
de azavao aminay le Trinité fa tsy mazava.
1+1=2 2+1=3 3=1?

42. kaiah ( 22/06/2005 15:26)

43. kaiah ( 22/06/2005 15:27)

44. kaiah ( 22/06/2005 15:47)

45. fijo ( 22/06/2005 21:41)
ari malala tena nisy nahita ve izany lanitra nisokatra izany?ny lanitra mantsy dia tsy inona fa rivotra.tsy hilaza hoe foana aho fa raha foana dia eo ny rivotra.ka ny rivotra ve hisiokatra hanao ahoana?
46. dadabe ( 23/06/2005 01:36)
47. routa ( 23/06/2005 14:10)
naninona ny masonao ry dadabe?
48. dadabe ( 23/06/2005 15:18)
miandry hevitra zah io routa a:)

hpy fijo
Lohateny : Re : ny trinité masina!
ari malala tena nisy nahita ve izany lanitra nisokatra izany?ny lanitra mantsy dia tsy inona fa rivotra.tsy hilaza hoe foana aho fa raha foana dia eo ny rivotra.ka ny rivotra ve hisiokatra hanao ahoana?

tena nisy nahita ny lanitra nisokatra fa saingy tsy ny olona rehetra fa i Jaona anisany ary nosoratany avokoa izay reheytra hitany tao anatin'izany lanitra nisokatra izany
49. fijo ( 23/06/2005 22:44)
dia inona no voalazany tao.fa olona mpanely tsao izany le.nahita rivotra nisokatra ve?????? hialao
50. routa ( 24/06/2005 10:30)
fijo>rivotra nisokatra ahoana ndray ary ?
51. dadabe ( 24/06/2005 11:15)
Miverina ery ambony
Mpandefa : fijo [ Valio ] 24-06-2005 00:44:54
Lohateny : Re : ny trinité masina!
dia inona no voalazany tao

zao ary
BAIBOLY : EZEKIELA TOKO-I and 1-

"Ary t@ andro fahadimy t@ volana faha efatra t@ taona fahatelopoloraha teo @ babo teo amoron'ny ony Kebara aho dia nisokatra ny lanitra ,ka nahita fahitana avy tamin'Andriamanitra aho,T@andro fahadinmy @ volana (taona fahadimy taorian'ny namaboana an'i Joiakima mpanjaka izany )dia tonga t@ Ezekiela mpisorona ,zanaky Bozy,ny tenin'i Jehovah tany @ tanin'ny Kaldeanina,teo amoron'ny ony kebara,ary ny tanana'ny Jehovah dia teo aminy .

Ary hitako fa ,indro nisy tafiodrivotra avy tany avaratra ,dia rahona lehibe sy afo mifandrambondrambona ,sady nisy mamirapiratra manodidina azy,ary avy teo @ afo dia nisy toy ny volon'ny metaly mamirapiratra manodidina.ary teo aminy koa nisy edrika toa zavamananaina efatra .Ary ny fijery azy dia toa endrik'olona,ary samy manana tarehy efatra sy elatra efatra avy izy.Ary mahitsy ny tongony;ary ny faladihany dia tahaka ny faladihana ombilahy kely;ary mamirapiratra toy ny volon'ny varahana manganohanoizy......."

mbola hotohizako @ manaraka
fijo io ny ampahy hitan'i Ezekiela t@ lanitra nisokatra
52. routa ( 24/06/2005 11:39)
hay tokoa moa
53. dadabe ( 25/06/2005 04:35)
ie :(
54. routa ( 25/06/2005 14:59)
55. dadabe ( 25/06/2005 17:26)
56. zefalah ( 26/06/2005 09:34)
amaranako azy.
Andriamanitra dia ray tsy manapaharoa.
ary tsy niteraka ary tsy nateraka,ary tsy misy zavatra mitovy aminy eran'zao tontolo zao.
ray mahefa ny zavatra rehetra.
57. dadabe ( 26/06/2005 16:31)
de ahona izany i Jesosy @ zefalah ??:-w:-w
58. nalo ( 25/08/2005 12:31)
izay r'ise ilay ato hoe finoana. fa raha mbola olombelona ihany dia tsy ho 100% zany ny valiny.ka halalio ary ny finoanaao dia ianao ihany no hamaly azy avy eo .Bon courage
59. babalahy ( 25/08/2005 12:49)
Araka ny fahalalako de mpaminany tsotra mitovy @ sasany i Jesoa ary naterak i Maria sy Zozefa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2297