Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i 1kd100, milahatra araka ny daty
1kd100 ( 23/05/2005 13:37)
ny artista sy ny tapany ambany...
Malaza indray mantsy izao raha vao hira misy mpandihy mampihetsika ny "tapany ambany ", tonga dia hain'ny rehetra ilay hira sy ny dihy , toy izao no fijerin'i Rado azy ireny araky ny tononkalo navo... tohiny
novalian'i nounoum ny 26/09/2005 13:22
1kd100 ( 01/04/2005 11:51)
habibiana tsy roa aman-tany....
Fatina tovovavy miboridana nisy nanapaka ny lohany sy ny tanany aty ny feny: izany no hitan'ny olona teo Ambohijatovo omaly ary samy nitatitra izany avokoa ny gazety sy ny haino aman-jery rehetra and... tohiny
novalian'i dily ny 06/05/2005 16:37
1kd100 ( 29/11/2004 10:06)
manelingelina tokoa ve ny fivavahana kristiana
Satria mantsy manindrotsindrona ny fahazarandratsy mamatotra ny olona ny voalazan\'ny baiboly dia lazaina fa manelingelina izy.Tsy zakan\'ny olona ny ilazana mivantana aminy hoe mpanota ianao,mpangala... tohiny
novalian'i kinaoly ny 17/12/2004 17:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323