Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Rambofrau ( 17/05/2005 19:50)
Golfn'i Papa ........................
gris métallisé,mitondra ny laharana faha OE677 natao Lavanty, tafakatra hatrany @ 190.000€ ny vidiny. Ahoana ny hevitrareo??????... tohiny
novalian'i dataxx ny 11/07/2005 13:46
rpk ( 17/05/2005 11:33)
@ alina mangina
Hoy ireto mpivady ireto raha niady hevitra momba ity fiainana sady sarotra no lanja-miakatra ity t@ alina mangina iny: - tena lalina izy ity ramatoa... - tena mafy izy ity rangahy... :-D... tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2005 05:13
xxx ( 17/05/2005 11:32)
mpivady miady
Ity tantara ity de tany ambanivohitr’gasikara tany no niseho. Ka any moa rey olona tsy de mba misy manao atin’akanjo zany na lehilahy na vaiavy fa ny lehilahy tonga de mijoloka pataloha de ny vehi... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/05/2005 18:03
niainaharison ( 17/05/2005 09:02)
mampijaly hoé ny fitiavana?
tsia...amiko tokony ahasambatra izany hoé fitiavana izany..tsy misy zavatra tsara ankoatra ny hoé mitia...ory izay tsy manam-pitiavana, na tsy manana ho tiavina...matoa ny olona iray mahatsoaro mija... tohiny
novalian'i lilbon ny 14/07/2005 04:10
niainaharison ( 17/05/2005 08:57)
infidèle daolo hono ny olombelona...
zaho anefa mahalala olona iray izay tena fidèle amin'izay hoé olona tiany zany...tsy mi-existe intsony aminy ny hafa ankoatra izay olona tiany. Tena marina...saotra hinoana vé????... tohiny
novalian'i lilbon ny 12/07/2005 05:57
ramatookel ( 17/05/2005 08:55)
tantara an-tsehatra
Manaôna daholo!!! Tonga angamba dia ampidiriko ny sujet fa tsy hiodikodina: Manomana fampisehoana izahay sy ny namana vitsivitsy ka mitady tantara an-tsehatra ho lalaovina...Samy tsy dia manana tale... tohiny
novalian'i sorom ny 30/05/2005 06:37
niainaharison ( 17/05/2005 08:54)
ra-sipa milaza ho bevohoka nefa...
iza no efa niharany: tonga ra-sipa milaza hoé bevohoka zaho...fa saingy tsy enao no rainy...... tohiny
bichette ( 17/05/2005 07:26)
fahandro akoho
ahoana no fahandronareo akoho dia inona avy ny resety amin'ny akoho ? misaotra tompoko... tohiny
novalian'i larissa ny 15/12/2005 18:59
Missie ( 16/05/2005 18:43)
Dire la vérité
Hono oa ry namana isany :?: fa maninona kay, misy ny oul tsy mahasaha miteny ny fahamarinana direct????? Fa tsy maintsy akolaka kely fonanany???? :?: ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/05/2005 22:50
booboo ( 16/05/2005 18:12)
xxx
Ary ilay manao xxx isaka zay mihetsika ireny ve tsy voasazy? Hafa indray raha hoe hitan'ny tompon'andraikitra fa mitombona ny tsy ampisehoany ny ps-ny, fa ilay manara-po @ xxx no teneniko. Sôtra. ... tohiny
novalian'i rpk ny 17/05/2005 08:59
hery ( 16/05/2005 16:40)
Picasa : fandrindrana sary
Hatramin'ny nividianan'ny google.com azy dia miha-betsaka ny mpampiasa ny Picasa izay fitaovana fandrindrana ny sary ao anatin'ny ordinateranao. Ny Picasa dia maimaim-poana [url]http://www.picasa.com... tohiny
dadabe ( 16/05/2005 05:28)
ho anareo tsy mahatanty maina rehetra
dia eto zany isika rehetra izay tsy mahatanty maina na krooa bleu no mitafatafa e :D :D ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2005 20:14
yonikafopl ( 15/05/2005 22:24)
Ho anareo mpanamaina rehetra.
Ity efitra iray ity dia nosokafana mba ho anareo ekipa solida, ka mba miangavy re raha azo atao, mandehana ato ianareo raha te hanamaina sy hi pounk, fa aza any amin'ny efitranon'olona any fa be ny ts... tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2005 20:14
xxx ( 15/05/2005 12:45)
Fety ny Reny (fête des mères)
salut dahoulll jay: Ho avy njay zao ny fety ny Reny (fête des mères)ny zavatsa itako ary tena tsapako dé refa mifaly miaraka amy Neny zany , nefa injissy , tsy ba afaka miaraka mifaly aminy tsoun... tohiny
novalian'i pitchou ny 17/05/2005 18:26
xxx ( 15/05/2005 09:09)
lò sy mamy
Inona ary izany:” ao anatin’ny fahaloavana (lò) no misy ny mamy???” ze mahita de omeko Euro999,99!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 22:20
xxx ( 15/05/2005 08:45)
mihodina ka nihodina
Ny mahagaga amin’ny lehilahy de izao, indrindra rehefa tafaraka iny ry zareo: na inona na inona ahavo lentan’ny resaka atao (ohatra: resaka pôlitika, fikarohana sns..) de tena misavoana miakatra ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2005 22:14
xxx ( 15/05/2005 08:43)
sipa eto Tanà
Fa maninona kay ny ankamaroan’sipa eto Antananarivo refa tsara tarehy izay no raha tsy fohy kely de mahia kely?... tohiny
novalian'i RADOUXE ny 25/09/2005 14:14
xxx ( 15/05/2005 08:43)
sipa milay
Tsy tsikaritrareo ve fa ny ankamaroan’sipa any amorontsirak’Gasikara de manana le bika tsara daholo? Indrindra moa fa ny “entana” de tsara de tsara...Fa ny sipa ampovoantany indray matetika ts... tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2005 22:38
kitjo ( 14/05/2005 18:05)
Serasera teny gasy!
Voatsikaritro fa h@ ilay "censure" resaka teny malagasy iny dia misy 2 farafahakeliny ny dinika hatsikana teny malagasy miseho @takelaka namana isaky ny miditra ato. Mahafinaritra fa tohizana e!... tohiny
novalian'i sipagasy ny 25/06/2005 08:32
Missie ( 14/05/2005 13:40)
Tovo J'hay
:D Fahitanareo ny hiran'i Tovo J'hay???????? :lol: ... tohiny
novalian'i Fify ny 10/12/2005 17:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 9.1271