Ho anareo mpanamaina rehetra.

1. yonikafopl ( 15/05/2005 22:24)
Ity efitra iray ity dia nosokafana mba ho anareo ekipa solida, ka mba miangavy re raha azo atao, mandehana ato ianareo raha te hanamaina sy hi pounk, fa aza any amin'ny efitranon'olona any fa be ny tsy mahatanty setroka. Misaotra amin'ny fifanajana.
novalian'i fijo ny 23/06/2005 20:14
2. cutie ( 15/05/2005 22:33)
hihihi yonika
farafaharatsiny mba sokafana le varavaran-kely :-D
3. mishou ( 15/05/2005 22:43)
hi hi hi :-D
yonika> merci akia bebe an, za koa miombon-kevitra @ ndry fa tena dizina hatr@ ny tsy mifoka ato

cutie> zay mihitsy angamba, mila amboarina indray nagamba ny trano de asiana varavaran-kely vaovao mihitsy fa sempotra be za 8-) 8-) 8-) 8-) 8-) 8-) 8-) 8-) 8-) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
4. yonikafopl ( 15/05/2005 22:47)
mishou hihihh za aky efa hiteny manokana an\'i dadabe fa miangavy anjy za mba hiteny an\'i mifenty a, de njy kou cutie mba anaro sonwin,
dia misaotra anareo mirahavavy miara miasa hihihi :) :-*
5. cutie ( 15/05/2005 22:49)
hihihihihi yonika , zao de zao mitsy de anarina :-D
6. mishou ( 15/05/2005 22:50)
bebe> samy manasa ny loham-badiny izany ka izay tiam-badiny no ankatopaviny koa hi hi hi hi hi ^:^ ^:^ ^:^
7. yonikafopl ( 15/05/2005 22:57)
cutie hihihih merci annnnnnn

mishou iee rehefa tena tia izy manaja izay lazaim-badiny avy ka ho hita eo izany tena fitiavan'izy ireo ny vadiny virtoaly ato zany. Za kalou hanome kado ngodabe an'iny c ly ko iny raha manajanona ny fanamainany any amin'ny efitry ny olonkafa any izy e, ity ny trano natokako ho azy hanamainana.
8. dadabe ( 16/05/2005 04:41)
:twisted: :twisted: :twisted: inona njay ary ity ry malala? :-* :-* :-*
9. yonikafopl ( 16/05/2005 04:46)
c ly oooo, lah mou mora tenenina oooo :) , rehefa tena tsy azonao ajanona ilay fanamainana fa tsy maintsy atao, dia aza any antranon'olona any fa mandehana ato, ento ato daholo ny namana, de ato manala azy sy midizina. :-* :-* :-* (l)
10. dadabe ( 16/05/2005 05:22)
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ avy eo mikefona :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
11. yonikafopl ( 16/05/2005 06:35)
hihihihihih
ok tsy maninn c ly fa permis io ato :wink:
12. Mifenty ( 16/05/2005 09:11)


zay ah vĂ´ naita anty efitra ty kle.

mampalaelo ra ny mpanamaina no gadraina ony kle.
13. dadabe ( 16/05/2005 11:40)
:@ :@ :@ fa sio ihany klou na migadra aza e :@ :@ :@ :@ :@ :@ araraoty ny andro azo anaovatsoa :@ :@
14. yonikafopl ( 16/05/2005 12:08)
mandalo tsindraindray ato ihany mijery anareo manamaina hihihih :)
15. dadabe ( 16/05/2005 15:25)
zay koboy tsara ary malala a :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ de aveo mikefona :miam: :miam: :miam: :miam: :miam:
16. cutie ( 16/05/2005 15:35)
manin raha tsy miaraka manamaina nareo dadabe+bebe :wink: :wink: :wink:
17. sonwin ( 16/05/2005 18:02)
cutie za nge miandry anjy hanamaina miaraka amiko e, sady migoka ny hamamin'ny fiainana :* (l) :@ :@ :@ :@ :@ :@ :* (l)
18. yonikafopl ( 16/05/2005 20:21)
cutie hihih ndana njy raha hanamaina miaraka am sonwin fa za njay tsy hanimba beaute am io setroka io kleee
19. mishou ( 16/05/2005 21:45)
sonwin> mitarika annnn, :-D :-D :-D :-D tohizo eo ihany fa tsy hifoka ve cutie ny farany :-P :-P :-P
20. fijo ( 16/05/2005 22:51)
ary tsy misy beks nga ato,hivadika any ankafa ihany ny mpanamaina raha tsy misy beks ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6487