Ho anareo mpanamaina rehetra.

41. fijo ( 20/05/2005 04:50)
yonika ahan
cutie izany ve??fa tsy manahy lamba kay.hi hi hi
42. dadabe ( 20/05/2005 18:31)
ary nonoy amizay ny maina fa mazava zay e:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@
43. fijo ( 25/05/2005 22:51)
kay nonoina maina le izy?
44. majesty ( 26/05/2005 04:26)
dadabe,sô de misy afo klou any fa ôtran'ny norme zany vovo ato zany klé;
de asiana gloum kely de miainga tsara le sentimaka 8-)8-)8-)8-)8-)8-)
45. dadabe ( 26/05/2005 08:18)
ekena be de be lesss
iny ny afo ary de nonoy amizay ny maina e:@:@:@:@:@:@:@:@
46. fijo ( 26/05/2005 23:13)
minonoa fotsiny ary e
47. dadabe ( 27/05/2005 19:54)
zay de io nonoy ry zandry a:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@
48. cutie ( 27/05/2005 20:35)
fa anga izy io nonoina ry reto ??:roll::roll::roll:
49. yonikafopl ( 28/05/2005 15:27)
hihih za aky mbo gaga ry cutie?:roll:8O
50. dadabe ( 30/05/2005 05:16)
fa atao ahoana indray e??
veloo >nazava ve klou e manamaina =mifoka sigara,na moly,na joint,na rongony ,na bozaka,na volotratra,na ......de io klou e:@:@:@:@:@:@semporiko ato nareo le
51. fijo ( 30/05/2005 22:13)
hay ve tsy manahy lamba e.hi hi hi.
minonoa ary e
52. dadabe ( 01/06/2005 11:33)
:-*:-*zay:@:@:@:@
cherie oo efa drodroka zah fa hiala maina amizay a:@:@farany iny bebe a:-*:-*:-*:-*
53. rakotokely ( 14/06/2005 05:54)
eto ampirevena maina za no mitaraina
fa maro be ireo karazantsazy nozakaina
hatrany antanimora tonga harany nosilava
mampalahelo ra ny mpanamaina no gadraina
tsy vono olona ,
tsy nanolanjaza anie izy na nagalatra
;;;;;;;;;;;;
54. yonikafopl ( 14/06/2005 17:03)
kay leeee, hay ve nisy an'io tato eee, tena tsy lasan'ny tsunami, le promesse nataonlah less bedada, :-w:-w:-w tena tsy mahatanteraka promesse lah kleee:-$=((
55. fijo ( 14/06/2005 22:00)
hummm moramora nareo e
56. yonikafopl ( 14/06/2005 22:07)
hihihihihihihihihiihihi:lol::-D=))
57. fijo ( 15/06/2005 04:27)
ie ka ny ady atao any ambadika any rehefa nareo irery fa tsy eto ka.:oops:
58. pitchou ( 15/06/2005 05:27)
euh! tsy maina loatra ve zany resaka zany? tsy misy lena angaha? :oops:
59. yonikafopl ( 15/06/2005 05:47)
te ho lena nga njy pitchou?:-w
60. fijo ( 15/06/2005 20:07)
le lena nga no tiandry??????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1268