Ho anareo mpanamaina rehetra.

21. cutie ( 17/05/2005 00:06)
refa le mody masoandro iny tsika no manamaina cly sw a :-*:-*:-*:-*(l)(l)(l)(l)
22. dadabe ( 17/05/2005 05:38)
fijo >aiza ny beks le?:-w:p toa tsy misy lety?:cry:fa zany hoe aleo manamaina klou de hita eo ny tohiny e:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:miam::miam:
23. yonikafopl ( 17/05/2005 05:47)
hihihihiihihihih nen'i fijo beks tsy misy no andrasana hihihihihih

dadabe vao maraina be le fanamainana
24. iartistika ( 17/05/2005 08:24)
:@pouk kely dahôly aloha!!!
25. yonikafopl ( 17/05/2005 08:33)
mazotoa mi pounk eee
26. dadabe ( 17/05/2005 15:36)
siora :@:@:@:@:@:@:@:@ary tsy be kozy zay miditra fa tonga de mandraisa e:@:@:@:@:@:@
27. Mifenty ( 17/05/2005 16:39)


mandraisa ray hoy ny anglisy zay e (take one)


:-D
28. Veloo ( 17/05/2005 16:50)
inn kay zany mpanamaina zany e? :miam::miam::miam::miam:
29. fijo ( 17/05/2005 21:05)
yonika ka tsy zakako le setroka ko.ny ahy beks ihany
30. dadabe ( 18/05/2005 03:51)
le smyley aza tsy mandeha kou ,angamba nohidindry zalahy fa be lotra ny setroka
31. Veloo ( 18/05/2005 20:06)
Nareo zany tys misy mamaly ny fanontaniako :(
32. fijo ( 18/05/2005 22:39)
veloo manamaina =manahy lamba ambony bozaka
33. dadabe ( 19/05/2005 06:50)
ekena
34. booboo ( 19/05/2005 06:56)
:-D
35. yonikafopl ( 19/05/2005 07:09)
:@:@:@:@:@ iny fa omeko lah c ly aaaaa
36. Veloo ( 19/05/2005 15:41)
tsy hitako izay hidiran'ny mpanamaina ato @ ity resaka ity za mihitsy no dondrona ka:twisted::twisted:
Fijo misaotra ooooo
37. yonikafopl ( 19/05/2005 19:05)
veloo ntsoooooo:wink:
38. fijo ( 19/05/2005 20:57)
veloo atoroko foana ndry ka
39. yonikafopl ( 20/05/2005 02:31)
fijo veloo:-w
40. cutie ( 20/05/2005 04:38)
veloo
manamaina= mifoka joint, dope etc
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1709