Dire la vérité

1. Missie ( 16/05/2005 18:43)
Hono oa ry namana isany :?: fa maninona kay, misy ny oul tsy mahasaha miteny ny fahamarinana direct????? Fa tsy maintsy akolaka kely fonanany???? :?:
novalian'i fijo ny 25/05/2005 22:50
2. iartistika ( 16/05/2005 18:46)
ka mety misy marina mety hanindrona!de tsy maintsy asiana divérsiô kely :lol:
3. rpk ( 16/05/2005 18:49)
Normale zany ka! Ra mbola olona eto an-tany tsy misy parfait zany :D
4. fijo ( 16/05/2005 22:45)
missie,izany no tena toetran'ny gasy,ary fahendrena izany fa tsy ratsy.
5. pika ( 17/05/2005 04:51)
ny marina rehetra anie tsy mba filaza e refa hita fa hanimba zavatra ve ny filazana azy dia mbola ho lazaina ihany.
tsy mandainga anefa fa aleo tsy miteny na tenenina @ fomba hafa....@ fotoana maha mety azy vao atao direct
6. dadabe ( 17/05/2005 05:30)
ekena e,fa zah klou manambady ato @namana e ,zay zao marina :{:{
7. pika ( 17/05/2005 07:30)
misy anie ny marina tsy mila ampifantarina tonga dia fantatra e !=D
8. yonikafopl ( 17/05/2005 08:29)
pika marina sy ekena tanteraka:)

dadabe marina ve?:wink:
9. Mandee ( 17/05/2005 09:46)
Za kalou tena refa misy zavatra marina de tonga de lazaikou!!!! point barre be :P.Zany oe tsy eo imason'oul be de be klou fa mba refa za sy lé oul concerné rery :lol: hihihihihihihi

de Fijo an ?????ary de za ve zany tsy Gasy no tsy enjy satsia milaza direct:(

Kikouuuu nareo namana rehetra de :-*
10. booboo ( 17/05/2005 10:09)
ka refa hainao oe handratra ilay oul ny raha teneninao dé aodinao ny fomba itenenano ilay izy fa tsy atao direct tonga dé paf et toc @ zao. zay lé gasy sy ny avadika im-7 kely ny lela vao miteny.
11. n1i2t3o4 ( 17/05/2005 10:12)
Missie:

Hono oa ry namana isany :?: fa maninona kay, misy ny oul tsy mahasaha miteny ny fahamarinana direct????? Fa tsy maintsy akolaka kely fonanany???? :?:



Raha lehilahy no manao izany dia babo aminao izy, tiany ianao dia sadaikatra izy no hamboraka ilay zavatra direct. Na olona tsotra fotsiny dia mety efa hatrany an-kibon-dReniny izy dia efa mpandainga. Hevitro izaho samy irery io.
12. Mifenty ( 17/05/2005 10:27)


ny marina kou de zao

za manambady ato ary tiako ny vadiko.

direct zay. Sa mbola misy tsy mahazo koa.

Jereo ny acte nosoniavin'ny papa sonwin the first.

13. ari.malala ( 17/05/2005 13:39)
mifenty, :-D

c toujours la verite qui blesse hoy ny vazaha de matetika tsy tenenina mivantana fa sao mahafaty ol; zay angamba

14. Mifenty ( 17/05/2005 13:48)


iza no blessé amn'io verité nay io kay klou kle


15. dadabe ( 17/05/2005 13:56)
ndao ary lazaina ny marina e:@zah manamaina de ahoana ???
16. Missie ( 17/05/2005 14:17)
@kou lé miteny direct otsany oe normal!!! satria tsy maintsy asian oul miteny ny marina tsinona kou!!! :lol:

Jere zao dadabe hono: manamaina, de za ohatra mpianatra : zavatra marina reo tsy azo hahokala :lol:

17. mandrindra ( 17/05/2005 14:36)
Tsy ilay fomba fitenenana no zavadehibe fa rehefa tafita ny hafatra na direct io na indirect, ny vokany ihany no mikoty.
18. Mifenty ( 17/05/2005 16:35)


ka sao de voan'ny direct be eo lisany kle

19. rurik ( 17/05/2005 17:00)
sady indraindray anie ilay direct mandratra olona ka aleo aholaka ilay resaka mba tsy handratrana olona ,mba tsy hanafitohina olona.........
20. iartistika ( 17/05/2005 17:44)
ie mandratra ny direkta miantefa eny am taré!!:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3387