Dire la vérité

21. pitchou ( 17/05/2005 18:16)
raha ny mahagasy aloha dia ezahana tsy hanafintohana olona izay fomba filaza ny zava-marina! ary na zavatra tsotra tsy manafinthana aza dia mbola aleo ihany atao sarisary ny filaza azy! asa angamba noho ilay fitiavan\'ny gasy fiteny feno voninkazo?
22. fijo ( 17/05/2005 21:02)
mandee asanao fa izay ny antsika gasy ,ka anjaranao no mahita azy
23. sonwin ( 18/05/2005 09:53)
marina tany zoky an
24. Mifenty ( 18/05/2005 13:11)


zany io kle
25. welie ( 18/05/2005 13:34)
Missie malala o! Ilay tsy filazana ny marina akory tsy midika mihitsy hoe mandainga an! Izay aloha dia tiako ny manamarika io... Fa hitanao ry Missie (lol misenn be le izy), misy ny olona matahotra hoe sao handratra marina ny filazana ny marina... Raha tsy hijery ny ohabolana sy fiteny mikasika io fotsiny dia bdb tokoa... (teny vazà kely alou fa zafady an: "Toute vérité n'est pas bonne à dire" sy "Il n'y a que la vérité qui blesse!").
Zay klou fa pi-maso kely njy! ;-)

Fa zao fotsiny ny mety olana kely: Raha toa marina ka tsy miteny mivantana ny marina dia ny olona ve izany no tokony "haminavina" hoe inona no marina? Dia raha toa ka diso ilay faminaniana dia ahona?

26. sonwin ( 18/05/2005 13:35)
dia ahoana marina
27. dadabe ( 18/05/2005 16:35)
zah tsy mahay fa de manarakefa sisa :wink:tsy misy milaza ny marina kou
28. Missie ( 18/05/2005 16:58)
Mirefitsa ato commentaire ouéééééé!!!!!

ka tena mba nanitikitika ana mitsy io kestion io!!!! de manontany anayeo za ny hevitra rehetra! satria mantsy point de vue kou ioooo. de nefa mety misy hafa koa! mety koa diso ny eritreritro!!!:lol: Sa:?::?:

De lé miteny ny marina nena @ fomba miaja an!!!:P

Misoatra anareo @ sosokevitra rehetra mande!!!
O fé Dadabe marina angaha tena mpanamaina??????????:lol: Za mantsou anié tena mpianatra ê!

29. booboo ( 18/05/2005 17:00)
:roll:...aôna zany miteny ny marina @ fomba mihaja ?
30. welie ( 18/05/2005 17:07)
Missie> ahona amrina zany we miteny ny amrina @ fomba mihaja akia? Sa le.... :-P

31. fijo ( 18/05/2005 22:20)
fomba tsy mihaja.tiako ianao.
fomba miaja,za te hiaraka aminao.

fomba tsy miaja za te hanao
fomba mihaja,manana fikasana hoany aminao aho
izay ve le izy ry sipa
32. Mifenty ( 19/05/2005 13:52)
de sady oe ny inn kou ny fomba mihaja

refa mikoty sipa ny any am faritany de tonga de oe
"ha viavé, marokoroko aminah nao sa malamalama am nah"

ny ao tannariv ndray

mbola mifanaranaraka eran'ny tanàna klou


d iza le miaja le.
33. Veloo ( 19/05/2005 15:49)
Rehefa te hilaza ny marina ampiasao ko ny diplomatie e :wink:
34. welie ( 19/05/2005 17:09)
Veloo> blavoooo...

fijo> Mety hoe izay marina ilay izy kay an!

Mifenty> :-D Koa raha zà kosa aloha no misy miteny io ambony io dé tsss... Mba hafa ihany anie le feeling mifanaranaraka eran'ny tanàna e! :-P Saingy tsy atao ela loatra fa sao hangaina eo... Hihihi...
35. fijo ( 19/05/2005 20:55)
welie tsy te hatory irery aho izany.fomba mihaja io filazako azy io an
36. mishou ( 19/05/2005 21:03)
mifenty> efa hoe misy ny olona tsy direct de izay izany

missie> ny taona sy ny fanandramna eo @ fiainana no mahatonga ny olona ho miolana, araka ny mahakely azy no maha direct azy, de araka ny mahamatotra zy no hatahorany handratra olona

fijo> tsy gasy ihany io fa na aty france aza, miala tsiny fa hampiasa tena faran'ny tsy hay kely, rehefa hiangavy olona de mampiasa conditionnel ohatra hoe aimerais tu na hoe pourrais je, na anglisy koa aza manmpiasa ny hoe could I have , na Would you want de aleo bedada hanao teny sinoa de welie sy sonwin hanao teny allemand e
37. fijo ( 19/05/2005 21:10)
izay tokoa would you want to come this night baby.
38. Riffeur ( 20/05/2005 23:24)
mishou> tsy ny contraire ve; kely menatra matahotahotra; lehibe tonga dia tsofatsofa @ zay???

fijo> hay ve là ity miolantratra e :-p

za ndray tonga dia tsofatsofa avec "diplomatie". Le miolankolana tsy dia tsara fa aleo kozina zay ao antsaina (fo koa njainjay) dia anjaran'ny olona resahina ny mi-accepte na tsia. No Remorse
39. Mifenty ( 21/05/2005 10:42)


fa ny zava debé klou d oe tafita le afatra e

na tsofa io na lime de mety avokoa kle.

tairo radada le conditionnel am snou ah.

Am teny gasy re aona zany conditionnel zany e.

hono oa ra tsy mahadiso anao ve, miala tsiny indrindra fa maniraka oln-dehibe hono .... tena manao azafady indrindra re fa otrany maniraka anao kely aho ah.


Mbola tsy voalaza iany le afatra tiana tenenina am n'io a.

hihihi efa ho adiny ray nefa
40. Missie ( 22/05/2005 19:51)
Mishou==>> @na kalou na kely na lebe! tsara ny tonga de mitsotra kou ê! miklaxon pipipeeeeee de alefa léizy hihihihi:lol:

:roll:Marina fa mandratra ny miteny direct nefa raha tsy lazaina lé izy de lasa mivadika hypocrisie :? :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0841