Dire la vérité
1. Missie
(
16/05/2005 18:43)
Hono oa ry namana isany :?: fa maninona kay, misy ny oul tsy mahasaha miteny ny fahamarinana direct????? Fa tsy maintsy akolaka kely fonanany???? :?:
novalian'i fijo ny 25/05/2005 22:50
2. iartistika
(
16/05/2005 18:46)
ka mety misy marina mety hanindrona!de tsy maintsy asiana divérsiô kely :lol:
5. pika
(
17/05/2005 04:51)
ny marina rehetra anie tsy mba filaza e refa hita fa hanimba zavatra ve ny filazana azy dia mbola ho lazaina ihany.
tsy mandainga anefa fa aleo tsy miteny na tenenina @ fomba hafa....@ fotoana maha mety azy vao atao direct
tsy mandainga anefa fa aleo tsy miteny na tenenina @ fomba hafa....@ fotoana maha mety azy vao atao direct
9. Mandee
(
17/05/2005 09:46)
Za kalou tena refa misy zavatra marina de tonga de lazaikou!!!! point barre be :P.Zany oe tsy eo imason'oul be de be klou fa mba refa za sy lé oul concerné rery :lol: hihihihihihihi
de Fijo an ?????ary de za ve zany tsy Gasy no tsy enjy satsia milaza direct:(
Kikouuuu nareo namana rehetra de :-*
de Fijo an ?????ary de za ve zany tsy Gasy no tsy enjy satsia milaza direct:(
Kikouuuu nareo namana rehetra de :-*
10. booboo
(
17/05/2005 10:09)
ka refa hainao oe handratra ilay oul ny raha teneninao dé aodinao ny fomba itenenano ilay izy fa tsy atao direct tonga dé paf et toc @ zao. zay lé gasy sy ny avadika im-7 kely ny lela vao miteny.
11. n1i2t3o4
(
17/05/2005 10:12)
Missie:
Hono oa ry namana isany :?: fa maninona kay, misy ny oul tsy mahasaha miteny ny fahamarinana direct????? Fa tsy maintsy akolaka kely fonanany???? :?:
Raha lehilahy no manao izany dia babo aminao izy, tiany ianao dia sadaikatra izy no hamboraka ilay zavatra direct. Na olona tsotra fotsiny dia mety efa hatrany an-kibon-dReniny izy dia efa mpandainga. Hevitro izaho samy irery io.
12. Mifenty
(
17/05/2005 10:27)
ny marina kou de zao
za manambady ato ary tiako ny vadiko.
direct zay. Sa mbola misy tsy mahazo koa.
Jereo ny acte nosoniavin'ny papa sonwin the first.
13. ari.malala
(
17/05/2005 13:39)
mifenty, :-D
c toujours la verite qui blesse hoy ny vazaha de matetika tsy tenenina mivantana fa sao mahafaty ol; zay angamba
c toujours la verite qui blesse hoy ny vazaha de matetika tsy tenenina mivantana fa sao mahafaty ol; zay angamba
16. Missie
(
17/05/2005 14:17)
@kou lé miteny direct otsany oe normal!!! satria tsy maintsy asian oul miteny ny marina tsinona kou!!! :lol:
Jere zao dadabe hono: manamaina, de za ohatra mpianatra : zavatra marina reo tsy azo hahokala :lol:
Jere zao dadabe hono: manamaina, de za ohatra mpianatra : zavatra marina reo tsy azo hahokala :lol:
17. mandrindra
(
17/05/2005 14:36)
Tsy ilay fomba fitenenana no zavadehibe fa rehefa tafita ny hafatra na direct io na indirect, ny vokany ihany no mikoty.
19. rurik
(
17/05/2005 17:00)
sady indraindray anie ilay direct mandratra olona ka aleo aholaka ilay resaka mba tsy handratrana olona ,mba tsy hanafitohina olona.........