Serasera teny gasy!
1. kitjo
(
14/05/2005 18:05)
Voatsikaritro fa h@ ilay "censure" resaka teny malagasy iny dia misy 2 farafahakeliny ny dinika hatsikana teny malagasy miseho @takelaka namana isaky ny miditra ato.
Mahafinaritra fa tohizana e!
Mahafinaritra fa tohizana e!
novalian'i sipagasy ny 25/06/2005 08:32
3. mishou
(
14/05/2005 19:44)
tsy azoko, fa za angamba efa te hatory :roll: :roll: :roll: :roll: :?: :?: :?: :?: :-P :-P :-P :-P
4. lanto
(
14/05/2005 21:03)
Tao amin'ny hatsikana sy lalao tokoa no tena betsaka lohahevitra teny frantsay. Ny antony angamba dia manao copier-coller avy any ambadika any izay mba nampihomehy azy le oul, fa tsy te-hisahirana. Izao tokoa ry kitjo mba tonga eto io blagy parasy io ! Efa ela fa mbola mampimé e! Sady any ho any zao misy olona efa elabe tsy naheno an'izany parasy zany, hihihihi Tantara kely : ramatoa izay faly be naheno olona niteny hoe "kolokoloka", ela be hono izany tsy henony !
6. fijo
(
15/06/2005 21:34)
kitjo vorontsiloza izany.rehefa maneno ireny dia manao hoe "kolkolkol" dia nataon'ny any anindrana hoe kolkolka.