Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mamzelkely ( 09/05/2005 14:23)
ah!ces medecins...
hanonerako ny fahotana vitako ;) t@ nanaovako blagy t@ teny frntsay taloha ary dia aleo adikako io ê! Nisy mpianatry ny medecine (io kosa angamba azon'ny rehetra ê! ;) ), hianatra momba ny "anatomie... tohiny
novalian'i mishou ny 14/05/2005 14:15
hery ( 09/05/2005 14:14)
Sary notsongaina
Rehefa manokatra ny takelaka namana ianao ka mampiditra solonanarana sy tenimiafina dia mahita fa misy sary iray ery ambony ankavanana ery. Sary notsongaina tao amin'ireo sarin'ny namana rehetra no mi... tohiny
novalian'i booboo ny 11/05/2005 12:46
Tanala ( 09/05/2005 13:44)
Iza no afaka hitoky @ fitondran-dRa8
- Ireo gasy mahatsapa fa ny hatsembohan'ny tavanao no hinananao fa tsy isan'ny olona fantatrao. Raha tsy mahatsapa izany ianao dia atao zany hialan-dRa8 fa ianao no faha8ny.... tohiny
novalian'i Tanala ny 23/05/2005 18:54
pika ( 09/05/2005 07:15)
andeha hanohitra ny fanavakavahana
lohahevitra 1 dinihina ao @ fiangonana... @ ity volana mai ity io. dia mba tiako isarihina antsika hoe: mbola misy ve ny fanavakavahana? @ lafiny inona oh? azo atao tsara ve ny manafoana na miady amin... tohiny
novalian'i majakely ny 12/05/2005 12:38
ari.malala ( 09/05/2005 05:24)
L'éléphant et le serpent
C'est un éléphant qui rencontre un serpent pour la première fois. Forcément, il est très intrigué. L'éléphant demande : - Salut ! Dis-moi comment fais tu pour avancer vu que tu n'as pas de j... tohiny
novalian'i dadabe ny 14/05/2005 11:00
felicia ( 08/05/2005 23:41)
annorexie
problème be n'ny vehivevy aty an-dafy io...fa tany dago aho tena tsy nahalala ny fisian'io aretina io...mahaliana ahy isika tovovavy malagasy eo anoloan'io probleme io...... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 21:22
Rainimaharavo ( 08/05/2005 23:16)
tsy mety mandeha ny "envoi"
miarahaba ny rehetra sao mba misy afaka hanome toro-hevitra. ny olana : mandray ny hafatra tonga rehetra ny adiresy "mail" fa kosa tsy mety mandeha mihitsy ny vali-teny "envoi" fa mihenahena fotsi... tohiny
Narilala ( 08/05/2005 18:46)
Ajesaia champion du monde
miarahaba manokana ny mpialalaon'ny Ajesaia isika fa nahazo ny amboara t@ modial pupilles du Plomelin. resiny t@ isa 1 no ho 0 ny FC Nante. Voninahitra ho an'ny afirenena izany. Marihina fa tsy resy m... tohiny
novalian'i DotMG ny 12/05/2005 08:16
hery ( 07/05/2005 12:46)
Iza i Marc Ravalomanana
Ny 6 mai 2002 izy no niakatra teo amin'ny fitondrana. Misy mikasika azy eto amin'ity takelaka ambany ity. Raha ohatra ka misy afaka manova azy ho teny malagasy dia isaorana be dia be. http://mg.wikip... tohiny
novalian'i aristar ny 07/05/2005 22:23
ainaheri ( 07/05/2005 08:02)
Ry mpitondra.. Ho aiza???
[b]Feno 3taona omaly ny nitondran-Dravalo nefa ity ny vahoaka toa mbola tena mihitsoka ao anatin' ny fahantrana tanteraka !!Ny hevitrao!!!tsy entina anenjehana fa ny zava-misy no lazaina!![/b]... tohiny
novalian'i Tanala ny 23/05/2005 19:04
hery ( 07/05/2005 07:32)
Governemanta malagasy
Resaka tantara mifandraika amin'ny politika. Mba te hahafantatra aho ny momba ny governemanta nifandimby hatramin'izay. Oviana moa no tena azo lazaina hoe nisy governemanta tao Madagasikara? Dia inona... tohiny
novalian'i sonwin ny 07/05/2005 15:42
Merinaforever ( 07/05/2005 06:38)
Lehibe ny fitiavan\'olon-droa,fa tsy ampy.
Arak\'i Methode[quote]Ka le fitiavana mihitsy indraindray no mifangaro eto ko!! Tsy mitovy mantsy ny fitiavana an\'i dada sy neny, ny fitiavana an\'i zoky sy zandry, cousins cousines. Ny fitiavana ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2005 20:48
felicia ( 06/05/2005 23:34)
isika vehivavy oa!
:( fa maninona ary no rare ny fifankatiavan-tsika vehivavy...généralement tsy maitsy misy fialonana sy gidra afinafenina...fa naturen'ny vehivavy ve izy toetra izay sa ahoana no fijerenareo azy e?... tohiny
novalian'i pitchou ny 23/05/2005 19:37
marozevo ( 06/05/2005 22:39)
Ianareo Protestants.
Mba avelao hanokatra loha hevitra iray aho hahitana izay faharisihantsika raha mba ny Protestants indray no resahina. Be loatra manko ilay fanontaniana (miaro fanenjehana sy fialonana) momba anay kato... tohiny
novalian'i marozevo ny 16/08/2005 16:00
hery ( 06/05/2005 18:30)
Encyclopedia malagasy malalaka
Noraisin'ny serasera.org miaraka amin'ny dotmg.net ny fitantanana indray ny wikipedia malagasy [url]http://mg.wikipedia.org[/url] Raha misy afaka manampy dia azonareo jerena io takelaka io. Ny w... tohiny
hery ( 06/05/2005 15:49)
Very angaha ilay teny gasy?
Manomboka misesisesy ireo teny frantsay eto amin'ny forum (dinika) dia gaga aho hoe very angaha ny teny gasy? Raha ohatra ka zavatra nalaina tamin'ny takelaka hafa dia azontsika atao tsara ny manao ro... tohiny
novalian'i momona ny 10/09/2005 09:21
mamzelkely ( 06/05/2005 13:00)
perte de mémoire...
un homme va chez le m édecin: - docteur, c'est terrible j'ai des pertes de mémoire - depuis quand? demande le docteur - depuis quand quoi???? demande le patient... tohiny
novalian'i sasa ny 18/05/2005 05:32
aristar ( 06/05/2005 12:45)
Toro-hevitra kely
Une mouche vient se poser sur la croupe d'un taureau, celui-ci lui balance un coup de queue...et la rate. Quelques secondes plus tard, l'effrontée se pose sur son dos, re-grand coup de queue, re-rat... tohiny
novalian'i dadabe ny 14/05/2005 11:04
jhouhlambout ( 06/05/2005 09:29)
J'entends siffler le train…
Deux cow-boys qui convoyaient du bétail dans les plaines de l'Ouest distinguent la silhouette d'un Indien couché sur le sol. Il se rapprochent et voient finalement que le Comanche est à plat ventre... tohiny
novalian'i dadabe ny 12/05/2005 16:19
jhouhlambout ( 06/05/2005 09:25)
100.000 euros proposés pour l'ancienne Golf de Benoît XVI
BERLIN (AFP) - jeudi 5 mai 2005 - Plus de cent mille euros étaient déjà proposés jeudi pour l'ancienne Volkswagen Golf du pape Benoît XVI, mise aux enchères sur internet pour dix fois moins. Je... tohiny
novalian'i felicia ny 06/05/2005 23:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.4165