Ny 6 mai 2002 izy no niakatra teo amin'ny fitondrana. Misy mikasika azy eto amin'ity takelaka ambany ity. Raha ohatra ka misy afaka manova azy ho teny malagasy dia isaorana be dia be.
http://mg.wikipedia.org/wiki/Marc_Ravalomanana ilay lahatsoratra
http://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Marc_Ravalomanana&action=edit raha hanova azy amin'ny teny gasy.
Ho fanampina an\'ilay lahatsoratra @ teny malagasy dia aza hadino ny manindry ny \"onglet discussion\" ao @ ilay rohy namen\'i Hery eo ambony io.
Raha te handeha mivantana any @ ilay \"discussion\" dia ity ny rohy :
http://fr.wikipedia.org/wiki/Discuter:Marc_Ravalomanana http://fr.wikipedia.org/wiki/Discuter:Marc_Ravalomanana