perte de mémoire...
1. mamzelkely
(
06/05/2005 13:00)
un homme va chez le m édecin:
- docteur, c'est terrible j'ai des pertes de mémoire
- depuis quand? demande le docteur
- depuis quand quoi???? demande le patient
- docteur, c'est terrible j'ai des pertes de mémoire
- depuis quand? demande le docteur
- depuis quand quoi???? demande le patient
novalian'i sasa ny 18/05/2005 05:32
2. dadabe
(
06/05/2005 13:03)
weeeeeeeeeeee!zay ahay mba azkoko kle :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D
merci mamzelikely :-*
merci mamzelikely :-*
7. ari.malala
(
06/05/2005 14:52)
dain ko ty dadabe! refa mba azony ndray le resaka de ataony any zany ze tsy mahazo! ratsiratsy saina tssss
8. mamzelkely
(
06/05/2005 15:40)
mila manome nomezana ana nareo ato am ty dinika ty fa za nahavita blegue azon'i dadabe tsy nila fanazavava fanampiny :°)
9. pissoa
(
06/05/2005 16:14)
tehaka be de be o an-jy =D =D =D =D =D =D =D =D
de tehaka be de be o an-dadabe fa efa mbo mahay teny franstay kely =D =D =D =D =D =D =D =D
de tehaka be de be o an-dadabe fa efa mbo mahay teny franstay kely =D =D =D =D =D =D =D =D
10. iartistika
(
06/05/2005 16:19)
fa manin ary raha tsy asiana teny frantsay fa teny gasy ihany eh!Zay koa tsy mahazo mihitsy de mikivalavala fotsiny legôna ah!! :-D :-D
13. dadabe
(
07/05/2005 07:47)
ny vadiko marina :-* :-* :-* azontsika satria tsika tsy manana "perte de memoire"mou c ly oo
14. mishou
(
07/05/2005 09:32)
hi hi hi hi hi hi tena mampimé marina
fa tena azo adika teny gasy marina io sady tsy mampiova ny heviny ah, sa mazelkely tsy mahay teny gasy fa za mampanao cours virtoaly sady tsy misy tsipelina diso mihitsy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-P :-P :-P :-P :-P :-P

16. sonwin
(
07/05/2005 16:03)
fa inona moa ilay blague teo? :roll: ..euh voan'ny perte de memoire za klé :@ :^)
17. mishou
(
07/05/2005 23:26)
sonwin> mitaky angah ny isan'ny mariazy nohamasinina sa ny isan'ny sport malefaka
mividiana vitamina B6 fa reny mampiverina saina rapida be de viagra @ le sport malefaka :-P :-P :-P :-P
mividiana vitamina B6 fa reny mampiverina saina rapida be de viagra @ le sport malefaka :-P :-P :-P :-P
18. dadabe
(
08/05/2005 08:24)
raha vao misy perte de memoire hono ny lhl dia tsy vierge tsony :{ :{ :{