perte de mémoire...
45. iartistika
(
09/05/2005 17:08)
tokony manafatra gazety GASY misy hatsikana mihitsy le olona sasany fa tena tssss! efa te ho vaza dôhôly... :roll: :roll:
46. Veloo
(
09/05/2005 18:59)
iartistika a ny gazety ho mora ihany fa ny fandesana azy no ho lafo be kle :lol:
47. mishou
(
09/05/2005 21:00)
mba tairo \"copie coller\" eto rangahy ny gazety ngah mba hihomehezana mba miangavy anareo any dago e
:lol: :lol: :lol:
:lol: :lol: :lol:
49. sasa
(
10/05/2005 05:11)
dadabe za lety ampenaro manompa am teny sinoa fa izany izao no mbola tsy misy mahay an;
haingo :oops: :oops: :oops: :twisted: :twisted: :twisted:
haingo :oops: :oops: :oops: :twisted: :twisted: :twisted:
50. dadabe
(
10/05/2005 10:57)
hihihihi rey ......ko oo! efa io ambony uio ny dikany de mbola lazaindry tonaka ihany fa hooe sao manopa dray marina :{ :{ :{
zah lety ry sasa tsy mahay manopa @teny snou a :wink: (tsy ampenariko ny marina kokou e :wink: )hihih i poutsy no aleo ampianariko hihih
zah lety ry sasa tsy mahay manopa @teny snou a :wink: (tsy ampenariko ny marina kokou e :wink: )hihih i poutsy no aleo ampianariko hihih
51. sasa
(
10/05/2005 11:26)
dadabe elah an izany no antony tsy hamelako an'i poutsy hiditra eto intsony fa tena tadiavin'lisany atao vady masay izy kle, atovy tonga eo bebe fa alazako elah dia miteny aho izay sady tsy ampenarina manompa izany izy fa sa ampenarina raha tena bandy akama elah
57. sasa
(
10/05/2005 13:56)
tsy hiteny izany nareo an; tandremo aza misy miteny eo dia efa miteny aho izay
59. sonwin
(
10/05/2005 15:18)
Hono hoa ry zareo, sao mba misy mahalala, toa nisy resaka saka izay tato amin'ny hatsikana sy lalao tato dia toa nanjavona, fa nankaiza ilay izy? nisy niteny ts fantatra be de be iny?sa za ve no voan'ny perte de memoire klé :roll: :?: :roll:
