perte de mémoire...

61. mishou ( 10/05/2005 16:28)
sonwin> mamorona sa perte de mémoire, tsy arako intsony, fa ngah tsy nampiasaina ilay ramanenjana e :-D :-D :-D :-D :-D
62. sonwin ( 10/05/2005 16:34)
:-D :-D ka iny mihitsy n mampisy perte ka..fa zao nge resaka tena marina fa nisy sujet momba ny saka izay tato de nanjavona ilay izy..voafafa ndry sefo tato angamba
63. mishou ( 10/05/2005 16:39)
sonwin> avereno kely hoe fa naninona ilay saka, nanenjika voalava sa naninn :?: :?: :?:
64. iartistika ( 10/05/2005 17:07)
sonwin> nivarotan'ny olona saka be loha elà! :-D
65. dadabe ( 10/05/2005 20:16)
:-P :-P omeo moly mba hiverina ny sainy :-D
66. sasa ( 11/05/2005 05:04)
ka nareo miteny am teny tsy fantatra dia lasa ilay sujet kou;
dadabe in kou izany ataon'elah izany manolo-bato mafana ny bandy akama an
67. dadabe ( 11/05/2005 06:03)
non mamelona lety ny moly a,ngah elah tsy mbola tany le? :?: voa mafy elah raha zany :{ :{
68. sasa ( 11/05/2005 06:41)
za lety efa tany fa toa tsy velona an; ny lalan-dra no velona
69. sonwin ( 11/05/2005 10:09)
ny in ny ts velona klé? :-D :-D koto sa maoly? :-D
70. ari.malala ( 11/05/2005 11:24)
fa taiza no nidiran'ny resaka maoly teto? sa voan'ny fahaverezam-pitadidiana koa za?

71. sasa ( 11/05/2005 11:53)
hoy i dadabe

non mamelona lety ny moly a,ngah elah tsy mbola tany le? voa mafy elah raha zany

ari-malala i dadabe no nanomboka le resaka moly
sonwin i dadabe koa no milaza fa memelona ny moly; ka tsy haiko na koto na moly no velona
72. dadabe ( 11/05/2005 15:45)
ari.malala>njy kounkou ngah mambra le?pounk kely aza klou e :lol: :oops: :-P :-P
73. sasa ( 12/05/2005 04:34)
dadabe mambra doly ze makato azany kou
74. mamzelkely ( 12/05/2005 06:17)
mambra ny inn alo e? :?: fa tara be zay ooo!!! :oops:
75. yonikafopl ( 12/05/2005 06:17)
dadabe tss hitako no matanjaka be virtoaly hay mana moly an, :evil: :evil:
sasa za mambra serasera fa tsy mambra moly an :wink:
76. dadabe ( 12/05/2005 08:17)
ouuupsss!tonga tampoka bebe
c ly a>zah tsy manamoly zany fa mba mano molosy kely e :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* ah..ah...ah...zayyyy...!!!ouffffff :-*
pounk kely klou malala a (l) (l) (l) (l)
77. yonikafopl ( 12/05/2005 08:57)
dadabe fa inn kalou le pounk e!!
hay mou enao ty efa miadaladala rehefa tsy mandalo za an, :-P
78. sasa ( 12/05/2005 10:57)
yonika le moly anie tsy hoe tena le maina araka ny eritreritry njy io fa molin'ny serasera retsy e vao manokatra ordi ka misy fotoana kely dia manamoly klou izany hoe miditra ato am serasera njy kou tsssssssss;
79. sonwin ( 12/05/2005 15:51)
bebe marina klé..ts maharaka pounk! :lol: ilay mifandona totohondry kely ireny zany pounk kely izany..ny taloha hoe raiso ny dimy e, dia mifapipeka tanana, izao pounk kely e, dia mifandona kely ny totohondry :D
80. dadabe ( 12/05/2005 16:00)
:D :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0596