Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 06/05/2005 07:31)
Matory mitsangana
In ar zany? refa mitsangana tsika na mipetraka d izy matory, refa matory kosa tsika d mitsangana izy?... tohiny
novalian'i sasa ny 31/05/2005 05:22
ainaheri ( 06/05/2005 07:12)
Tiako ny fianakaviako!!....??
Misy amintsika Gasy mipetraka aty ivelany (eny misy manao koa ny firenena sasany fa sika gasy no resahana eto) zay manambady aty vazaha na gasy tahaka azy ihany no manafatra ny havany na ny reniny za... tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2005 21:29
naritsimba ( 06/05/2005 07:08)
FISAORANA
Amin’ny anaran’ny fianakaviana manontolo no hisaorana anareo namana rehetra eto amin’ny namana.serasera.org tonga nanotrona tamin’ny fahalasanan’ny Raiko ny Alatsinainy 2 Mai lasa teo, Henin... tohiny
nikopol ( 06/05/2005 06:55)
Antso II
Ry voromanidina ery Ankadilalana irony, raha hitanareo i Razanadrasoa Benedikitra avy any Angavokely Dia lazao fa "mbola tia" hono i Kristobal. (l) ... tohiny
novalian'i alrefv ny 09/09/2005 07:35
bonia ( 06/05/2005 01:10)
azo ametrahana fitokisana ve ny Masera na Mompera, pasitera
toerana iray eto gasikara no hahitana masera mirava avy @ BAR, arymisy amin'ireo mpitarika fivavahana no saha mamoaka vava tsy zaka ...efa voa ve ianao ? ... tohiny
novalian'i marozevo ny 22/05/2005 21:43
totty ( 05/05/2005 23:22)
ny paositra malagasy
Manitikitika ny saiko ny antony mha tongany mpiasan ny paositra malagasy hanodina na misava ireo taratasy sasany avy any ivelan i Madagasikara,ka moa ve mba misy afaka manome fanazavana fanampiny ahy... tohiny
novalian'i rurik ny 11/05/2005 13:00
aristar ( 05/05/2005 22:57)
Bug ao @ Forum
Hery â ! Misy bug kely ao @ forum rehefa manao "Copier/Coller" référence saisie au kilomètre. Tsy férré ilay tableau nefa tsy misy [i][b]Preview[/b][/i] dia ilay texte tsy wrapper dia rehefa las... tohiny
novalian'i hery ny 06/05/2005 16:05
fifi ( 05/05/2005 11:14)
noely
sali daoly o!! sao d misy manana ny tonin'ilay hiran'i joy k sy francia iny v azafady?... tohiny
novalian'i lanto ny 19/05/2005 06:13
aristar ( 05/05/2005 06:57)
Manifestation anti-avortement
Eritreritra mandalo momban'ny manifestation anti-avortement hitako matetika any Etazonia sy eto Europa [b]Considérer l'avortement comme un geste criminel revient, si l'on pousse plus loin la réflex... tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2005 04:29
rhevinilsen ( 05/05/2005 03:18)
Iza marina ny Francs maçon?
Tsy fantatro na nahatsikaritra nareo fa efa indroa izao no nisy fivorian'ny Francs macons afrikana REHFRAM ary vao tsy ela izay no nitsidika an'i Madagasikara ny lohandohmpisoron'i Grand Loge de Franc... tohiny
novalian'i Abcd2 ny 23/12/2016 08:59
Ralay ( 04/05/2005 21:39)
Ligue des champions
Ahoana ny fahitantsika iny demi-finale PSV contre milan AC iny sy ny pronostic @ finale Liverpool contre Milan AC. Zah aloha dia maka Liverpool e score Liv 2 Milan AC 1. par chance no nahatafavoaka n... tohiny
Mifenty ( 04/05/2005 13:55)
Ny katoliaka sy ny baiboly
Fantatro fa bedabe ndray zao ny miditra ato. hihihi... tohiny
novalian'i Mifenty ny 31/05/2005 12:43
booboo ( 04/05/2005 11:37)
www.pokanel.canalblog.com
Sendra hitako dé nahafinaritra anà dé zaraiko. Mahafinaritra zany ny raha ataon-jareo. Tsidiho ihany. ... tohiny
novalian'i lorra ny 10/11/2005 12:27
Mandamina ( 04/05/2005 10:27)
BENOIT XVI sy Pastera MAHIOL
lasa ndray ny saika ry zareo hoe inn ndray no ho lazain'i Mahiol (tsy aiko na marina io fanoratana ny anarany io na diso, fa mba ahitsio rah diso)momba ny Papa vaovao, mety efa miketriketrika be mints... tohiny
novalian'i Achia ny 13/08/2005 07:41
ravatorano ( 04/05/2005 07:44)
Ny adidy tsy an olondratsy hoy ny fitenenana.
Nahavita ny adidiny tokoa isika namana satria nanana solotena tamin ny famangiana an i namana naritsimba tamin ny fahoriana niantra tao amin ny fianakaviany tamin ny nahalasanan ny rainy. Misaotra an... tohiny
mamzelkely ( 04/05/2005 06:49)
olive...
- dis papa, une olive, ca a des pattes? - quoi? - dis papa, une olive, ca ades pattes? - ben non pourquoi? - ben alors j'ai mangé un cafard... :-D =)) ... tohiny
novalian'i dadabe ny 13/05/2005 14:16
ari.malala ( 04/05/2005 05:40)
Sondage
Lors d'un sondage sur les après-rasages, on demande à un homme dans la rue : - Monsieur, que mettez-vous après vous être rasé ? - Mon pantalon... ... tohiny
novalian'i dadabe ny 12/05/2005 16:16
vegas ( 04/05/2005 01:35)
aradalana ve?
tsy mahita tory raha tsy avy ...? bandy rehetra ve no tahaka izany sa 'reo bandy sampotsampona iany?... tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2005 21:56
booboo ( 03/05/2005 21:01)
SporTily 2005
[u]Daty[/u] : [b]asabotsy 7 mai[/b] [u]Ora[/u] : [b]manomboka @ 9 ora maraina[/b]. [u]Toerana[/u] : [b]Complexe sportif Roger Couderc, allée Roger Courderc, TORCY 77.[/b](A4, sortie Torcy) [u]Mpik... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/05/2005 19:32
Rambofrau ( 03/05/2005 15:53)
Ianareo Katolika ve......???????
mba lasa ihany ny saiko ry ireto hoe maninona ny fiangonana katolika no stricte be sy be lalana izany????toy ny hoe tsy mahazo mampiasa kapaoty sy pilina fanabeazana aizana.....sns. Ka ny fanontaniak... tohiny
novalian'i marozevo ny 01/06/2005 00:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.9757