BENOIT XVI sy Pastera MAHIOL

1. Mandamina ( 04/05/2005 10:27)
lasa ndray ny saika ry zareo hoe inn ndray no ho lazain'i Mahiol (tsy aiko na marina io fanoratana ny anarany io na diso, fa mba ahitsio rah diso)momba ny Papa vaovao, mety efa miketriketrika be mintsy izy am zao hoe manome 666 ve ny anarany,sns...
novalian'i Achia ny 13/08/2005 07:41
2. ari.malala ( 04/05/2005 10:50)
Aleo izy r'ise hovizana @ hadalany any fa aza mandrera-tsaina mieritreritra izay hataony any â!

3. xxx ( 04/05/2005 10:55)
Efa te ho mpaminany mafy mihitsy izy iny angamba fa mbola tsy nahita fika poinsa tsara :D
4. xxx ( 04/05/2005 11:05)
Efa te ho mpaminany mafy mihitsy izy iny angamba fa mbola tsy nahita fika poinsa tsara :D
5. pika ( 04/05/2005 11:15)
matoa manenjika mbola tratra aoriana e ka tsy hamakiantsika loha izany
6. Mifenty ( 04/05/2005 12:04)


hihi ny xxx si x=6 no 666 kle.

tsitako zé idiran'i Benoit am zany kle.


Fa refa calcler-na anie ono de azo manipuler na doly ny anarana mba ahazoana 666 eh.
7. dadabe ( 04/05/2005 12:58)
ny anareo kosa rehefa malagasy de enjehina fa rehefa vazaha de amboniana tssss zay le mba tsy voako mihitsy le
8. xxx ( 04/05/2005 13:54)
tsy azo lavina kasa angamba fa misy ny malagasy tsy milay e, lé mahiol io alo zao samy manana ny fahitany azy fa alo tsy hitako de ambara momba an'lery io, fa fantatra alo hoe be nyolona vaoatriny ao amin'ny apokalipsy ao zao e!
9. xxx ( 04/05/2005 13:57)
tsy azo lavina kasa angamba fa misy ny malagasy tsy milay e, lé mahiol io alo zao samy manana ny fahitany azy fa alo tsy hitako de ambara momba an'lery io, fa fantatra alo hoe be nyolona vaoatriny ao amin'ny apokalipsy ao zao e!
10. xxx ( 04/05/2005 14:07)
tsy azo lavina kasa angamba fa misy ny malagasy tsy milay e, lé mahiol io alo zao samy manana ny fahitany azy fa alo tsy hitako de ambara momba an'lery io, fa fantatra alo hoe be nyolona vaoatriny ao amin'ny apokalipsy ao zao e!
11. sonwin ( 04/05/2005 14:17)
fomba fangoronam-bola tena haingana sy efficace nge ankehitriny ny fananganana atokom-pivavahana e..indrindra moa raha ampifangarona kely amin'ny fanenjehena sy fitsikerana ilay antokom-pinoana maneran-tany izay ,,aoka fotsiny!asa aloha na sahla amin'izany lazaiko izany ny an'ity mpaminany mpanao batisa ao andranotapahana ity na ahona
12. xxx ( 04/05/2005 14:20)
tsy azo lavina kasa angamba fa misy ny malagasy tsy milay e, lé mahiol io alo zao samy manana ny fahitany azy fa alo tsy hitako de ambara momba an'lery io, fa fantatra alo hoe be nyolona vaoatriny ao amin'ny apokalipsy ao zao e!
13. xxx ( 04/05/2005 14:22)
tsy azo lavina kasa angamba fa misy ny malagasy tsy milay e, lé mahiol io alo zao samy manana ny fahitany azy fa alo tsy hitako de ambara momba an'lery io, fa fantatra alo hoe be nyolona vaoatriny ao amin'ny apokalipsy ao zao e!
14. sonwin ( 04/05/2005 14:44)
in koa aza ity xxx be de be ato ity, fanehoan-kevitra ve dia hefenana klé, amizay nge pseudo ny eto , misy mahafantatra anga eo ..tssss
15. dadabe ( 04/05/2005 16:28)
kanosa lesy io a
posons x=6 ce qui implik xxx= 666
jereo klou zay zavatra lazain'ilay olona raha diso na marina,de zay vao mitsikera ,fa tsy hoe gasy de bla bla ,fa raha vazaha no nanaoan'io angaha misy sahy miteny eo (ohatra Boonke)
16. mishou ( 04/05/2005 18:51)
fa angah mahay miteny français indray dadabe, tratra elà frera
hazavao anay aloha ny dikan'ilay hoe posons si ilay we ce qui implik

hihihihi :-D :-D :-D :{ :{ :{
17. dily ( 04/05/2005 19:50)
inona no hivakiana loha @izany e. Tsy fiangonana io raha tsy misy mpanenjika tahaka izany. Aleo hiteny izay hiteny fa ny anay arovan'ny tompony io.
18. maditra ( 05/05/2005 00:31)
Zah aloha raha manohitra olona zah tsy mijery hoe Gasy ve iny sa Frantsay sa Amerikanina sa Sinoa sa Karana izany, fa izay heviny eo no tsipahiko na ekeko. Tsy ny maha-Gasy an'i Maihol akory no tsy itiavako ny heviny fa ny heviny mihitsy no efa vangavanga koa ataoko ahona.
19. isambilokely ( 05/05/2005 01:49)
Osieeeeee

Ry pasitera Mahia-Olona (Mahiol) ireny no tena atao hoe vorom-be tsy fihinana. Atao hoe Lehibe fa tsy misy ilavana azy. Araka ny voalazan\'ilay akama eo ambony hoe izay any aoriana no manenjika.

Na dia nisy aza ireo sekta, izay maniry ohatry ny anana, sy ny niala tamin\'ny fiangonana Katolika izay hany fiangonana mbola mijoro nandritra ny 2000 taona mahery dia tsy niloa-bava ny Katolika. Nefa na dia vao mandray Kalisy i Papa Vaovao na ilay Papa teo aloha, na hoe raha vao mihetsika, dia mivovo daholo ireo ankilany, sahala amin\'ireny nidiran\'ny devoly ireny, isan\'izany i Pasitera Mahia-Olona na i Mahiol moa fa izany no nandikan\'ny olona azy iny mantsy.

Olona tsy manan-katao ireny ary tsy ampy fahalala ihany koa fa miteniteny foana : système de clientelisme no ivelomany.

Inona no antony :
Voalohany : Tsy ampy fahalalana, baiboly sakelehina isan\'andro sy iondanana isak\'alina nefa ny fihetsika tsy manaraka an\'izay (eny e, mitovy amin\'ireny mompera very tadim-poatra ireny ihany io)
Faharoa : Te ho populaire toa an\'i Pape. Tsy mbola nisy angamba teo amin\'ny tantaran\'izao tontolo izao famoriana olona be indrindra eny fa na ny United Nations aza tsy mbola nahavory filoha tahaka an\'iny tamin\'ny fotoana nahafady an\'i Pape iny. Ary na ny fiandrasana ny valin\'ny fifidianana ny filoha USA aza tsy mbola nandrasana toa an\'iny hoe iza indray ny Pape Vaovao.

Ny dikan\'izany dia hoe :
Centre d\'intérêt sy centre de commandement n\'izao tontolo izao i Vatican, ary tsy maintsy mandalo azo aminy mila bénédiction papale vao mihetsika sinon mandamoka. Matoa izy raisina ho patrimoine internationale ny UNESCO sy izay rehetra mandala azy dia misy lafitsarany ao izany ary tsy misy lafiratsiny.

Fehiny rey olona dia izao :
Mianara ny tantaran\'ny fiangonana dia mandeha aloha mijery any Vatican vao manasoketa. Raha Fanahy Masina ihany koa no mibitsika amin\'i Mahia-Olona (Mahiol) dia tsy hanaratsy sy tsy hanenjika izy fa ny Fanahy Masina dia mitondra ny Paix. Sady i Mahiol hono anie mba te hitondra sy te halaza toa an\'i Pape fa tsy mety tafa mihintsy e...

Mbola tsy ampy hono ny crédit tokony haha-pape azy hoy i Masindany Pierre mila manonitra ny hadalana vitany tamin\'izy mbola tao amin\'ny Adventiste, sy Anglican ... sy ny tsy haiko intsony. Ireny no atao hoe makorelim-piangonana fa tsy mba manana hazon-damosina.

Sao dia ilaina
www.vatican.ca
mv.vatican.va/5_FR/pages/MV_Home.html
www.radio-canada.ca/nouvelles/dossiers/pape/vatican/index.shtml
20. Mifenty ( 05/05/2005 08:24)


aza atao lava be ry isambilokely fa mandreraka be ny mamaky azy ah.

sady alefaso tsikelikely koa ilay hevitra eh.

Maihol no resahina de miverina am le resaka papa sy ny katolika ndray le resaka. inn arty le.

Tady anao orsizé ndray isambilo a.



:?: ilay isambilokelin'i Canada v klou io e? :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2798