BENOIT XVI sy Pastera MAHIOL

21. dadabe ( 05/05/2005 10:15)
asdy inona no idiran'ny ste marobe eo le :evil: Zah manao hoe ianao io mihitsy ry isambilo no tena tsy mba mamaky soratra masina ,misy soratra ao manao hoe "aza manaratsy ny mpanompon'Adriamanitra fa Andriamanitra no aoka hitsara azy " (na P[apa io ,na pasitera ,na mpiandry,na loholona sns..)tsy anjaranao ny manevateva azy ,fa ny mivavaka ho azy no ataonao,
Ianao io indrindra angamba no tokony ho entina ambavaka kle ,tsy misy atao hafa tsy ny manaratsy olona foana (serasera -Milhol ,asa iza indray ny manaraka kle )
22. sonwin ( 05/05/2005 11:59)
koboko amizay elah frera :lol:
23. dadabe ( 06/05/2005 11:57)
frera???? :lol: :lol:
24. bichette ( 06/05/2005 12:13)
calm dadabe
25. dadabe ( 06/05/2005 12:34)
merci bi7 :-*
26. ari.malala ( 06/05/2005 14:49)
isambilokely â! tsara be ny fandraisanao anjara, fa moramora ihany ianao @ fanehoan-kevitra ataonao, sao tapaka tsy fidiny eo ny lalan-dra! entim-po mafy ery izato ianao maneho hevitra ka lasa ôrisioze! inona zao no idiran'ny fahafatesan'ny Papa sy ny fahaverezan'ny tadim-potran'ny mopera @ zany! Sa enao no naka ilay tadim-pôtrany? :-D

27. dadabe ( 07/05/2005 06:23)
mizesta ho mana-pahalalana dia mi Je suis
28. Mifenty ( 07/05/2005 09:38)

dis donc, ça tourne au vinaigre ce truc.

29. isambilokely ( 08/05/2005 01:49)
Io fa tsy mahazaka ady hevitra lereto kle. Ny ahy tena tiako ilay misafoaka sy midonaka be ireny.
Aleo aloha hazava fa misy isambilokely bedabe eto. Izaho izao ilay hoe Mbilo fotsiny.

Tsy manasoketa sy mitsara fa manao évaluation. Tsy mbola nanao correction aho fa nanao evaluation samy hafa izay ry zareo.

Ka marina ilay voalaza hoe i Mahia Olona (Mahiol) anie tena tsy manao afa-tsy ny manenjika be fahatany e, dia tsy mahazaka henjehina ihany koa eny fa na ireo mpanaradia azy aza na dia tsy manenjika aza aho.

Inona moa no mba asa fanasoavana na asa ara-piaraha-monina vitan'ny Mahia Olona ao Dago. Mitanisà iray hoe hojerevana eto. Ny Katolika no henjehina nefa na centre de réinsertion sociale toa an'i P. Pedro iray aza tsy ananana. Raha tsy manana dimension humaine dia aleo tsy manenjika.

Izaho tsy mbola naheno an'i Mahia Olona (Mahiol) hoe namangy voafonja teny Antanimona na Tsiafahy, na hoe nitarika fivavahana teny. Mitanisà ary aloha asa fanasoavana sy asa sosialy vitan'i Mahia Olona (Mahiol) dia ho hita eo ny tohiny.

Mifenty> Tsy hoe atao lava be fa manome fanazavana.

Mbilo
:lol:
www.amontana.com
30. Achia ( 13/08/2005 05:55)
isambilokely:

31. Achia ( 13/08/2005 07:41)
Raha ny faijeriko azy indray dia tsy i Pastera M no manenjika fa ny baiboly satria ze rehetra nolazainy
de voalaza ao daholo ka tokony handinika zany ianao
Rambilo a! .Ny tantaran'ny fiangonana ndray efa ho 20
00 an mahery izao no niforona izany fiangonana Kristi
ana ary tany Jerosalema anie izany no nitraga e nefa
tati arina ela vao nitsagana ny tao Vaticant sa kosa
angamba le tao Vaticant tsy Kristiana ko.Centre dinte
ret et de commandement tena marina io satria na ny ba
iboly aza efa 2000 an koa no efa nilaza izany .Credit
ho Papa ra za kalongany tsy maniry anzany e fa ny Pre
zidan'iVaticant rehetra anie ka tonde 666 daholo e ra
filazan'i P Maillol e fa sur aho fa tsy hanao zany Ra
lery e.Ary Mbilo amba tsy de naheno ny kozin'lerie e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6574