Sondage
1. ari.malala
(
04/05/2005 05:40)
Lors d'un sondage sur les après-rasages, on demande à un homme dans la rue :
- Monsieur, que mettez-vous après vous être rasé ?
- Mon pantalon...
novalian'i dadabe ny 12/05/2005 16:16
3. sonwin
(
04/05/2005 08:26)
ary mipataloha tsy misilipo izany io razoky io klé, ny an'ny olona refa avy ami rasé de mampiditra silipo, ny an leiry pantalon pantalon izany
8. sasa
(
04/05/2005 12:44)
sonwin ahoana io tenin'i pissoa io misy zavatra tsy mazava mintsy ao fa ahoana izany no fantany sa efa niaraka ni-raser nareo; manomboka hafahafa ny tantara knou
12. dadabe
(
04/05/2005 15:36)
rey r.............ko ooo,de mbola sahy mifanala volotongotra sy volokelika sy vovolo ireto zazaz marina :roll:
13. pissoa
(
04/05/2005 16:31)
:oops: :oops: :oops:
sasa, aza miteniteny oe ko mbola ...
dadabe, inn alou le vovolo e? (matotra be io fanontaniana io an!)
Ary maninn moa raha atao ato am'serasera io sondage io e? :-D :-D
sasa, aza miteniteny oe ko mbola ...
dadabe, inn alou le vovolo e? (matotra be io fanontaniana io an!)
Ary maninn moa raha atao ato am'serasera io sondage io e? :-D :-D
15. mishou
(
04/05/2005 20:29)
sonwin>hi hi hi hi
ari.malala> sao dia mba anarana après rasage le pantalon fa tsy tena misy hifandraisana ilay sondage @ilay pataloha sa za tara foana foana
Tsy hita moa fa mitaky ny isan-jaza e hi hi hi ^:^ ^:^ ^:^ =D =D =D :-w :-w :-w

16. pissoa
(
05/05/2005 00:25)
iartistika, fa inn avy no fantatrao?
mishou, inn daholo ireo? 3*3 = 9. Hihihi
mishou, inn daholo ireo? 3*3 = 9. Hihihi