Sondage

21. yonikafopl ( 05/05/2005 13:39)
=)) =))

sonwin pissoa :/ :/ :/
22. iartistika ( 05/05/2005 18:13)
manin ndray ry bebe??
23. pissoa ( 05/05/2005 22:10)
tsy azko mitsy. Oll mifampipika maso avy de memezana!
sonwin :wink: fona !!!
24. dadabe ( 06/05/2005 03:05)
frera a!possible ve ny fisian'ny vady masay virtoaly??
25. sasa ( 06/05/2005 05:15)
dadabe mila manao referendum virtoaly aloha klé
ekenareo ve ny vady masay virtoaly? ENY. TSIA antsoina ny fokonolona virtoaly rehetra hifidy
26. xxx ( 06/05/2005 07:42)
ENY
27. dadabe ( 06/05/2005 07:49)
ENY :-B
28. dadabe ( 06/05/2005 07:54)
ary ahiako hisavoritaka ambony ambany ity fa hisy hifampaka vady ato raha lany eo ny ENY
29. sasa ( 06/05/2005 10:11)
TSIA
dadabe fa raha ny vadiko aloha no alain'elah dia mihomana fa hampahitako anjely elah
30. ari.malala ( 06/05/2005 10:16)
mishou, isan-jaza virtoaly ve? ;)

valin'le sondage Tsia avy hatrany! tsy te handre ady virtoaly ny tenanay!

31. dadabe ( 06/05/2005 11:09)
ry lanitro oo,ny ponina any aminao indray re no antsoiny e(anjely hono)

aleo zany ny tsia no ho lany fa raha tsy izany ho gravy ny tantara kle
32. sasa ( 06/05/2005 11:38)
dadabe f'angaha elah matahotra anjely klé toa niova hevitra;
izay tin'elah na hahita anjely na mahita an'i jakoba misafidy elah
33. dadabe ( 06/05/2005 13:06)
:cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
34. pissoa ( 06/05/2005 13:21)
ra-zah dadabe jakoba no fidiako!
35. dadabe ( 06/05/2005 13:33)
ka raha i pissoa de ahoan ? :-D
36. sasa ( 06/05/2005 13:46)
dadabe elah kou hors sujet foana an anjely sa jakoba ? fa tsy pissoa
37. ari.malala ( 06/05/2005 14:55)
:-D :-D :-D dadabe oa manondrana fôna! sa ve vokatry ny fahanterana?! :-D :-D :-D
38. yonikafopl ( 06/05/2005 18:19)
dadabe :evil: :evil: tena aleo manao divorsa amzay fa tena tsy lasa tsony kan.

:cry: :cry: :cry: :cry:
39. dadabe ( 07/05/2005 08:00)
:twisted: sasa kiii zay ny anelah le zao zah tratra
yonika> :-* :-* zah anie tsy naninona fa namaly kestioo c ly ee :-* (l) :-* ztm fona e
40. yonikafopl ( 07/05/2005 12:43)
dadabe , mba hendry wa fa manjary ianaran'ireo zaza reo ange e!ianao tokony hananatra indray no manome modely hafa kou :-P
dadabe :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.314