Sondage

1. ari.malala ( 04/05/2005 05:40)

Lors d'un sondage sur les après-rasages, on demande à un homme dans la rue :
- Monsieur, que mettez-vous après vous être rasé ?
- Mon pantalon...
novalian'i dadabe ny 12/05/2005 16:16
2. mamzelkely ( 04/05/2005 06:30)
=)) =)) =)) =)) marina kosa anie zany e!!!! =)) =))
3. sonwin ( 04/05/2005 08:26)
ary mipataloha tsy misilipo izany io razoky io klé, ny an'ny olona refa avy ami rasé de mampiditra silipo, ny an leiry pantalon pantalon izany
4. Mifenty ( 04/05/2005 09:31)

ka nenlery anie tsy silipo fa caleçon eh.

aoan kosa ary
5. sasa ( 04/05/2005 11:14)
=)) =)) =)) dia misy mahita zavatra mampmé mintsy ato
6. mamzelkely ( 04/05/2005 11:38)
sonwin< enao nga refa mi se raser de miboridana? :-D :-D :oops:
7. pissoa ( 04/05/2005 11:45)
ka ny an'sonwin raser_na manomboka amin'ny volon-tongotra :-D :-D
8. sasa ( 04/05/2005 12:44)
sonwin ahoana io tenin'i pissoa io misy zavatra tsy mazava mintsy ao fa ahoana izany no fantany sa efa niaraka ni-raser nareo; manomboka hafahafa ny tantara knou
9. Mifenty ( 04/05/2005 13:45)


sady ny papa koa anie ra sonwin tsy izy iany no mi se raser e.

10. sonwin ( 04/05/2005 14:10)
:oops: :oops: :oops: :-D :-D marina daholo izay voalaza :oops:
11. Veloo ( 04/05/2005 15:22)
pissoa :lol: :lol:
sonwin ntsooooooo :lol:
12. dadabe ( 04/05/2005 15:36)
rey r.............ko ooo,de mbola sahy mifanala volotongotra sy volokelika sy vovolo ireto zazaz marina :roll:
13. pissoa ( 04/05/2005 16:31)
:oops: :oops: :oops:
sasa, aza miteniteny oe ko mbola ...
dadabe, inn alou le vovolo e? (matotra be io fanontaniana io an!)

Ary maninn moa raha atao ato am'serasera io sondage io e? :-D :-D
14. iartistika ( 04/05/2005 17:56)
fa in aloha le raser-na eh??
15. mishou ( 04/05/2005 20:29)
sonwin>hi hi hi hi
ari.malala> sao dia mba anarana après rasage le pantalon fa tsy tena misy hifandraisana ilay sondage @ilay pataloha sa za tara foana foana
Tsy hita moa fa mitaky ny isan-jaza e hi hi hi ^:^ ^:^ ^:^ =D =D =D :-w :-w :-w
16. pissoa ( 05/05/2005 00:25)
iartistika, fa inn avy no fantatrao?
mishou, inn daholo ireo? 3*3 = 9. Hihihi
17. Mifenty ( 05/05/2005 08:35)



azavaiko io cly ah. tsy tain ndry e.


18. dadabe ( 05/05/2005 09:10)
mishou angaha manao MITABE?
19. sonwin ( 05/05/2005 10:10)
pissoa :wink:
20. pissoa ( 05/05/2005 11:58)
sonwin :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4313