Sondage

61. ari.malala ( 09/05/2005 12:47)
ary fa maninona ny post an'i sonwin no averina in-3 fôna ê!

62. sasa ( 09/05/2005 13:41)
sonwin hi hi tratra elah fa nitonon-tena ny vady masay virtoalin'elah efa izy hono izy kou
63. mamzelkely ( 09/05/2005 13:58)
:oops: azafady ky sonwin fa tsy fananiko an!!!tsy azoko lôtra le izy tsinona le vady masay kay za anisan le izy
64. sasa ( 09/05/2005 14:12)
sonwin mba ampenaro ireny vady masay an'lah ireny
mamzelkely njy mila mianatra tsara any am sonwin fa manjary manontany tena
65. mamzelkely ( 09/05/2005 14:15)
ka ataoko aôna za anie eo am adiny ray isan'andro ihany no mba anjarako e!!! de mbola hifampianatra dray ve fa tsy mba anararaotra fotoana? :-D
66. sonwin ( 09/05/2005 15:40)
:-D :roll: :-D
ari.malala> anotan'io an-dry zareo mpandrindra ato no mahatonga io ho telo foana..za koa aza mbo gaga fa lasa telo foana ny soratra alefako
67. iartistika ( 09/05/2005 17:19)
sonwin> ..telo, rain'zanabelo....
68. Veloo ( 09/05/2005 19:05)
iartistika, sonwin a be tain-delo :-D :-D :-D
69. mishou ( 09/05/2005 21:14)
sonwin>hi hi hi, fa ho vizana ny papa farany fa sady efa ni démissionne mbola voatery in-3 mihodina isaky ny mandeha, tsy maintsy hoe hihinana ramanenjana ihany ity klé hi hi hi :-P :-P :-P :-D :-D :-D :wink: :wink: :wink:
70. sasa ( 10/05/2005 05:26)
sonwin mba isao anie ny isan'ny vady masay virtoalin'elah e; adin'ny 1 isan'olona misy misy 12 izany androany satria ny 12ora tsy mainty an'i vady be (cutie)
mishou tsy in-3 mihodina fotsiny in-12 tena mihinina ramanenjana mintsy io fa njy ity angaha ahoana
71. mamzelkely ( 10/05/2005 06:08)
matanjaka ny sonwin anay ee!!!! :wink:
72. sasa ( 10/05/2005 07:15)
sonwin mamzelkely =D =D
73. dadabe ( 10/05/2005 13:10)
dray marina ,misy resaka raha manenjana zany de misy resaka vady masay de ....dray dray dray ialako fa ho ratsy kle :{ :{ :{
74. sasa ( 10/05/2005 13:47)
dadabe fa rehefa resaka in vao hidiran'elah resaka bozy ve
75. sonwin ( 10/05/2005 15:39)
ie resa bozy ihany n tena talentan'i dadabe
mishou> tsy maintsy miaraka amin'ny ramanenjana raha ts'izany tsy ,mahavita adidy klé
76. mishou ( 10/05/2005 16:41)
sonwin> adidy @ maha papa sa @ maha vady :?: :?: :?:
77. sonwin ( 10/05/2005 17:04)
Papa tsy mila ramanenjana zany 8) ny vady koa tsy ilana an'izany 8) fa refa any amin sisiny 8) :wink:
78. iartistika ( 10/05/2005 17:22)
;-)
79. dadabe ( 10/05/2005 20:23)
oay le kiii :-P :-P
80. sasa ( 11/05/2005 05:16)
sonwin izy doly ve izany lety miaiky an'elah lesy za
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2814