Antso II
1. nikopol
(
06/05/2005 06:55)
Ry voromanidina ery Ankadilalana irony,
raha hitanareo i Razanadrasoa Benedikitra
avy any Angavokely
Dia lazao fa "mbola tia" hono i Kristobal.
(l)
raha hitanareo i Razanadrasoa Benedikitra
avy any Angavokely
Dia lazao fa "mbola tia" hono i Kristobal.
(l)
novalian'i alrefv ny 09/09/2005 07:35
2. kally
(
08/05/2005 16:19)
Voromailala mpitondra hafatra alefa ry Nikopol fa ilay vorona tazanao teny Ankadilalana anie ka vorona nanainga hifindra monina any Afrika atsimo fa tsy ankany Angavokely e!
8. rurik
(
10/05/2005 20:43)
:cry: :cry: :cry: :cry: izaho koa ary mba te hahalala azy fa tsy haiko ko.
13. lanto
(
14/05/2005 22:47)
Fa i Kristobaly ve tsy mba naheno ilay hoe tano ny azo fa sarotra ny mila ? Dia ahoana izao raha efa nanambady an'i razanbatritra i Benedy ?
16. fijo
(
17/05/2005 20:31)
ka raha ef amanambady izany anie efa misy vilia fihinanana e.di ainy koa no mbola halaina tsy hitambatra ve izany.
fa milay aloha le izy e
fa milay aloha le izy e
18. chipie1
(
19/05/2005 10:41)
lanto > tsy vohako zany mitambatra vilia zany akia ! sao misy oul misy aretina ao :lol: