Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
dadabe ( 27/04/2005 14:01)
Ireo anarana Jesosy na Jesoa voalazan'ny baiboly
Ity loha hevitra iray ity dia tsy mitovy @ilay ao ambadika ao fa hafa mihitsy,mba fantatrao ve fa misy olona ao anaty soratra masina ao mitondra ny anarana hoe Jesosy na Jesoa,dia mba mitenena hoe ian... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/05/2005 15:42
dadabe ( 27/04/2005 13:54)
farandro sy andro farany?
Mba fantatrao ve ny zavatra hiseho mandritra ny farandro,sy ny androfarany araka izay voalazan'ny baiboly? eto dia miezaka ny hanao resaka matomatotra isika namana satria resaka mbola ho avy izy ity,... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/05/2005 15:45
ravatorano ( 27/04/2005 08:33)
raikitra izany fa dia hisy fihaonana ho an ny namana rehetra
eto antananarivo amin ny zoma hariva izao eny amin ny namana jaya eny ankazomanga eo akaikin ny fiangonana M.E.T. Koa manasa antsika namana rehetra izany ho tonga amin io fotoana io izay manomboka am... tohiny
novalian'i Tenio ny 30/04/2005 12:39
mamzelkely ( 27/04/2005 08:32)
kafé
nisy lehilahy iray zany mandalo am pivarotra kafe reny: - misy kafe mangatsika ve madama? - tena tsy misy ao ramose... dia lasa izy avy eo tonga dray ny ampitso: - misy kafe mangatsika ve ao mada... tohiny
novalian'i sasa ny 11/05/2005 07:00
fraz ( 27/04/2005 07:28)
Fifanampiana Sehatra Informatika
Izahay ao amin'ny sehatra IFG dia miezaka ny manambatra ireo vaovao resaka informatika malagasy mba hanamora ny fijerena azy. Hita ao ny forum serasera, wanadoo, infogasy, linuxmg Ny tanjona mo... tohiny
novalian'i miarinah ny 16/06/2005 10:38
bichette ( 27/04/2005 06:46)
fihaonana tao 67ha
Nahafinaritra tokoa ilay fihaonana tamin'ny zoma hariva teo. Mahafinaritra ny mahita fa rehefa tena misy ny fifankatiavana dia tena miray hina tokoa, na ivelan'ny serasera aza dia tena mpinamana tokoa... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2005 21:07
booboo ( 26/04/2005 20:08)
constitution européenne
Ahoana ny hevitrareo ? Ho an'izay hifidy na juste liana fotsiny. Namaky ny ampahany @ raha ao zà fa misimisy ihany ny points hitako tsy dia mazava loatra fa tellement vague beeeeeeeee. ... tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2005 22:45
booboo ( 26/04/2005 19:58)
kollé serré an'i Mima
raha mbô misy manana an'io hira io ka afaka mandefa azy ao @ radio vazy gasy dé isaorako be dé beeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee mitsy. Sôtra. ... tohiny
novalian'i dadabe ny 25/05/2005 16:17
xxx ( 26/04/2005 15:22)
ny eja
Ny eja mpanoratra sy mpamoron-kira Ahoana no hevitrareo momba ity artista poety ity? efa mba nifanerasera taminy ve nareo dia mba manao ahoana ny toetran'izany poety kalaza izany?... tohiny
mamzelkely ( 26/04/2005 15:01)
miala tsiny fa ty le tohin'le plage
une maman et sa fille vont à la plage, la petite fille remarque alors un homme en train de la regarder, elle demande à sa mère: - dis maman, qu'est ce qu'il a dans le maillot du monsieur là bas? ... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/06/2005 11:41
ari.malala ( 26/04/2005 12:23)
Ireny zaza vao teraka ireny.........
Deux bébés viennent de naître à l’hôpital. L’un dit à l’autre : - T’es une fille ou un garçon ? - Je suis une petite fille…et toi ? - Moi, je ne sa... tohiny
sasa ( 26/04/2005 04:59)
Vôniny
Nisy ranamana 1 izay nitady asa, rehefa niditra toeram-piasana 1 izy dia nanontany azy ilay Directeur, fa in kay no asanao taloha dia hoy le ranamana, miaramila aho ary Demineur no asako tany, nipoaha... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/06/2005 11:37
dadabe ( 26/04/2005 03:51)
Ireo anarana iantsoana an'i Jesosy,zezo,Jesoa ao anaty baibo
Mba fantatrao ve fa misy anarana maro dia maro iantsoana an'i Jesosy ao anaty baiboly.Raha mba mahafantatra ianao namana dia zarao amin'ny namana ,ary raha azo atao dia ampiaraho @toko sy andininy. A... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/05/2005 08:40
aristar ( 25/04/2005 20:46)
Enculeur de mouches !!!
D'aucuns diront que j'encule des mouches et ils ont raison mais il y a une chose qui me chagrine sur le footer de la page d'accueil de serasera c'est la phrase : "Hafainganan'ity takelaka ity 0.08891... tohiny
novalian'i hery ny 28/04/2005 17:21
hery ( 25/04/2005 14:14)
CDs Malagasy
Nandalo tao amin'ny takelaky ny radiovazogasy.com aho dia nahita lisitra CD vitsivitsy ka sao dia mahaliana. http://radio.vazo.gasy.free.fr/index.php?rub=common/elements&elt_id=e426cf3bf07343 ilay li... tohiny
novalian'i Riffeur ny 26/04/2005 18:31
mandrindra ( 25/04/2005 13:08)
Père Pedro
Nandalo tao amin'ny fandaharana "Tout le monde en parle" izay mandeha rehefa asabotsy misasakalina i Père Pedro. Tamin'io fandaharana io no nanaovany dokambarotra mikasika ilay boky nosoratany izay v... tohiny
novalian'i fijo ny 06/07/2005 20:30
hery ( 25/04/2005 11:45)
Manamboara blogs :-)
Miely be dia miely be ny fanamboarana blogs amin'izao fotoana izao. Na lehibe na kely... hatramin'ny olona malaza http://www.blogsforbush.com/ ka hatramin'ny olona tsotra... hatramin'ny mpanao gazety ... tohiny
novalian'i kozikely ny 16/07/2005 10:41
maditra ( 24/04/2005 22:19)
detournement de mineur!
hihi, tsy tratra maditra an! F'ahoana ny eritreritrareo momba io. Firy taona izany ny olona eo anatrehan'ny lalana (Malagasy) vao afaka miaraka tsy misy olana amin'ny lalana? 18 ans? Dia ny cas hita... tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 22:19
lanto ( 24/04/2005 09:46)
Anarana mahatsikaiky na hafahafa
Misy olona sasany manao ny anaran-janany arakaraky ny zavatra niseho tamin'y fotoana nahaterahany. ity ramatoa iray ity de "Savony Tsara " no anarany, satria tamin'izy teraka dia ritra avokoa niarak... tohiny
novalian'i chipie1 ny 02/07/2005 09:00
isambilokely ( 24/04/2005 04:03)
Sehatra ahitana ny ARNAQUE
Araka ny voalaza dia mety ho misaringotra ato ny serasera raha mandinika ianareo manoloana izao fitakiana vola izao, eny fa na dia miendrika fananmpiana aza izany. Izay tsy mazava ny lalan'ny vola ? ... tohiny
novalian'i lilbon ny 18/07/2005 13:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5074