Anarana mahatsikaiky na hafahafa

1. lanto ( 24/04/2005 09:46)
Misy olona sasany manao ny anaran-janany arakaraky ny zavatra niseho tamin'y fotoana nahaterahany.
ity ramatoa iray ity de "Savony Tsara " no anarany, satria tamin'izy teraka dia ritra avokoa niaraka tamin'izay ny fanan'ny ray aman-dreniny hono :)
Misy koa ny hoe Poto : teraka teo am-body poto
Ndalana : teraka tan-dalana

:)

Aleo ny hafa njay manohy azy !
novalian'i chipie1 ny 02/07/2005 09:00
2. sipagasy ( 24/04/2005 11:55)
hihihii :-D
3. majakely ( 24/04/2005 11:57)
Ary koa >>dekipa :satria i dadany capitaine d'equipe tamin'ny foot! :D
ary gasy be izao nefa ny anarany zaza dia clint eastwood satria teraka tam-pijerena ny film misy an'i clint-eastwood ny mamany no teraka azy !!!
hihihi>>>, Kiss me
4. iartistika ( 24/04/2005 11:59)
FÊTNAT,io no efa hitako,teraka tam 26 juin hono lé tary de io no anarana hitan-dreniny tao am kalandrié :-D
5. majakely ( 24/04/2005 12:26)
=))
6. lanto ( 24/04/2005 12:33)
hihihihi iny njay no hafa ! :lol:
7. tranokely ( 24/04/2005 15:22)
Ny ahy zao tranokely satria ny tranonay kely(ha ha ha)
8. pissoa ( 24/04/2005 15:34)
Misy hoe "vao-miandri-an-drainy" satria tamin'ny nanontany ny saz-fam de izay no notenenin'ny reniny
(tsy mbola tonga tany amin'ny hopitaly ilay rainy).
9. maditra ( 24/04/2005 17:17)
:-D
10. moi ( 25/04/2005 08:38)
Anus hono no anarana nomen'ity reny ny zanany.
Dia efa nazavaina taminy hoe ratsy anie izany e ! Fa tsy novaina mihitsy hono e !
(tantara nentin'ny rasazy nampiteraka)
11. lanto ( 25/04/2005 11:25)
moi zany ve tsy blagy ? :lol:
12. mandrindra ( 25/04/2005 12:38)
tao amin'ny PMI antananarivo no nahenoko azy, nanaraka ny torohevitry ny FISA ilay ramatoa ary nihinana pillule contraceptive ( tsy tadidiko intsony ny anaran'ilay pillule). Bevohoka ihany anefa izy ary nony teraka dia nataony hoe Andriatsinampoizina Dépomuovlar (toa izay angamba ilay pillule fa tsy tsaroako e)
13. ari.malala ( 25/04/2005 13:39)
t@ mbola nisy ny labiera kronembourg de ef anisy ray amandreny nanao ny anaran-njanany an'izany hoe kronembourg zany!
14. iartistika ( 25/04/2005 17:04)
voaloboka koa no efa hitako,de lobo no fiantsoana an'le bandy kely!!
15. lanto ( 26/04/2005 08:42)
mandrindra> ary mety hisy zaza pilplan koa zany fa izany zao no pilina malaza sy mora vidy :)))
iarisitika> mba lobo aza fa tsy voa =))
16. chipie1 ( 26/04/2005 11:18)
ny fatako ndray tena tia mikaly be izy mivady de nataony oe " kaliana" ny anaranlé zaza ! =))
17. booboo ( 26/04/2005 15:03)
hihihihi
18. lanto ( 28/04/2005 09:04)
ary i mandrindra koa ary sao zanaky ny mpiasan'ny fandindram-piterahana :lol:
chipie1> fa tsy kaliste ? :)
19. chipie1 ( 28/04/2005 10:09)
lanto > hihihi
misy koa ilay tiany be ilay mpihira de ataony mitovy amlé mpihira ny anaranjanany , ohatra oe: Britney , alicia ... :lol:
20. stephan ( 14/05/2005 14:01)
nisy mpiara-nianatra tamiko fahakely nantsoina hoe 22 mai satria io no nahaterahany. Asa aiza tokoa ary izao ranamana iny?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6447