Anarana mahatsikaiky na hafahafa
23. xxx
(
19/05/2005 17:59)
ilay tanimbary ihany koa dia misy ary mahagaga fa angamba latsaka teny izy !!!!!!!! anarana izany
24. lanto
(
19/05/2005 19:18)
mba azo atao micharme hoe babà zany refa minatso azy hihihi
lebozaka no efa hitako, anarambositra ilay izy indray fa tsy tena anarana, le hoe tsy maintsy asina surnom ratsiratsy fa maty zoky :)
lebozaka no efa hitako, anarambositra ilay izy indray fa tsy tena anarana, le hoe tsy maintsy asina surnom ratsiratsy fa maty zoky :)
27. welie
(
27/05/2005 17:04)
T@ zà classe de Seconde dia misy mpiara-mianatra izay vaovao... Dia ny anarany hoe ZIZI F....(wainn be raha lazaina ny prénom).
Dia ahona mou izany fa dia niomehy hatram'ny prof-nay satria ataonay fa dia mananihany ilay mpianatra...
Ny antony dia tsy aiko we ahona fa de gaga be izahay.... Dia refa miantso azy ny profs dia miteny we "Mademoiselle ZIZI...".... Hihihihi..... :-D

29. rurik
(
20/06/2005 20:20)
ny haiko indray dia i mamatay =))=))fa tsy haiko na tena anarany fa io no hiantsoana azy ao antanana=))=))
30. fijo
(
22/06/2005 21:13)
niara ankizy tamiko tany majunga "befiritra" sy "babatay"
taty frantsa "mr le couille"
taty frantsa "mr le couille"
31. dadasy
(
30/06/2005 19:44)
Le Con indray no hitako, nanontaniana izy, fa mbola mpianatra manko izy, sao de hoe lecon ( midika hoe lesona @ teny gasy) fa tena namafisiny hoe le con ka !
Iray hafa koa Non-Non, ary de tsy misy afatsy izay ka asa na inona no nolavina mafy t@ ilay fotoana iray na inona. Marihina fa tany @ sisiny atsimo atsinanan'ny Nosy no nahitako ireo anarana ireo:)
Iray hafa koa Non-Non, ary de tsy misy afatsy izay ka asa na inona no nolavina mafy t@ ilay fotoana iray na inona. Marihina fa tany @ sisiny atsimo atsinanan'ny Nosy no nahitako ireo anarana ireo:)
33. sanana
(
01/07/2005 10:40)
mampahatsiaro anà blague belge, fa tsy misy idirany an, hihihi
hoe:
-eh! petit! comment tu t'appelle?
le petit très tezitra beuh:
-je ne m'appelle pas! je vien quand je veux
mahazo tsy mimé an!
hoe:
-eh! petit! comment tu t'appelle?
le petit très tezitra beuh:
-je ne m'appelle pas! je vien quand je veux
mahazo tsy mimé an!