kafé
1. mamzelkely
(
27/04/2005 08:32)
nisy lehilahy iray zany mandalo am pivarotra kafe reny:
- misy kafe mangatsika ve madama?
- tena tsy misy ao ramose...
dia lasa izy avy eo
tonga dray ny ampitso:
- misy kafe mangatsika ve ao madama?
- tena tsisy ramose...
ny andro faha 3 de hoy le madama: ande anaovako kafe mangatsika le ramose iny fa mampalahelo, avy eo:
- misy kafe mangatsika ve ao madama?, hoy le ramose
- ieeee... efa nisy natokako ho anao mitsy ao ramose...
- "hayyy" hoy le ramose... "mba anafanao iray ary aho azafady!!!!"

novalian'i sasa ny 11/05/2005 07:00
5. sonwin
(
27/04/2005 12:54)
ary pika angamba ry reto ny anaran'ilay ramose fa tonga izy de nisaotra avy hatrany 8)
6. mamzelkely
(
27/04/2005 12:56)
sonwin< =)) =)) =)) =)) =)) =)) tena latsaky ny fimehezana fa sty le blague tsony =)) =)) =)) :-D :-D =)) =))
7. sasa
(
27/04/2005 14:31)
sonwin =)) =)) za tena tsy nahavita asa mintsy fa nihomehy fotsiny nandritra ny 30 mn =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) noho ny teninao
8. pissoa
(
27/04/2005 14:45)
hainareo ve ilay hira misy hoe "mangatsiaka loatra ity ririnina ity" =)) =)) =))
9. mishou
(
27/04/2005 15:17)
tsy hainay izany hira izany fa ilay misy kafe mangatsiaka no ten atsy ratsy
:°) :°) :°) :lol: :lol: :-D :-D
:°) :°) :°) :lol: :lol: :-D :-D
13. sasa
(
28/04/2005 04:53)
pissoa za mahay io hira io, hiran'i Lôlô hoe :
" mba omeo kafé mafana fa tena mangatsiaka loatra ity ririnina ity" =)) =))
" mba omeo kafé mafana fa tena mangatsiaka loatra ity ririnina ity" =)) =))
14. pissoa
(
28/04/2005 07:55)
sasa> mba ampianaro an'mishou io hira io nama a!
de enao ity be vanitika :^)
de enao ity be vanitika :^)
16. sasa
(
28/04/2005 12:35)
pissoa ampianariko izy fa aza matahotra enao
sonwin, pissoa hatsikana sy lalao ny ato noho izany aleo hivanitika aho fa iny no hitovizako aminareo rehetra ato
sonwin, pissoa hatsikana sy lalao ny ato noho izany aleo hivanitika aho fa iny no hitovizako aminareo rehetra ato
17. dadabe
(
28/04/2005 14:01)
rey razako oo,tsy ho tapa-tsinay ve ry tonaka raha hivanitika tahak'io foana?
19. pissoa
(
28/04/2005 14:59)
sonwin> d'inn ndray no anaovana sosisy raha hanohizana ny tsinainareo le tranony transaprent iny? =))