kafé
23. mamzelkely
(
29/04/2005 07:12)
ary ande himeme fôna a zany amzay sô de mba lasa 15 ans ihany =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
25. Veloo
(
29/04/2005 14:41)
mamzelkely a ie ary raha tena positive be njy tena lasa tanora fona a :lol: =)) =))
ary inn ty manjo an'i sonwin??? tsy nareo zany tsy ho tanora mihitsy kle.. sa mila an'i cutie vo mba himehy? =)) =)) =))
ary inn ty manjo an'i sonwin??? tsy nareo zany tsy ho tanora mihitsy kle.. sa mila an'i cutie vo mba himehy? =)) =)) =))
27. dadabe
(
30/04/2005 05:23)
Ry lanitro o! mbola mimemeh reto izy, :cry: te ho tanora hono :cry:
tsotra misotroa kafe de zay
tsotra misotroa kafe de zay
30. dadabe
(
01/05/2005 16:31)
tsy blem raha sady misikotra fe no misotro kafe no manao e hehehehe :-D
32. pissoa
(
01/05/2005 23:53)
main'ny kafe angaha io iartistika sa maninona no mihidy vazana be toy io? :-D
34. sonwin
(
02/05/2005 12:33)
fa aiza fona aza ity razana atson'elah ity no mbola tsy namaly klé? :?:
35. sasa
(
02/05/2005 13:16)
dray marina zay hidirako rehetra dia misy "rey razako" foana fa maninona azany io dadabe io, antsoy i dokotera fa ny mariazy efa akaiky sao dia manimaninona eo io kan
