constitution européenne

1. booboo ( 26/04/2005 20:08)
Ahoana ny hevitrareo ? Ho an'izay hifidy na juste liana fotsiny.
Namaky ny ampahany @ raha ao zà fa misimisy ihany ny points hitako tsy dia mazava loatra fa tellement vague beeeeeeeee.
novalian'i fijo ny 31/05/2005 22:45
2. fijo ( 26/04/2005 21:34)
za hifidy NON
3. kally ( 27/04/2005 07:35)
Ny fahitako an'io raha fehezina dia fanomezana fahefana olom-bitsy izay hanao fanamparam-pahefana hifehy an'i Europe manontolo atsy ho atsy.Diniho tsara ange e!Raha izaho no nifidy dia "NON"
4. sonwin ( 27/04/2005 08:27)
Za amin'ny maha-etrange ahy dia ny Oui no iriko handresy...hanatsara zavatra betsaka io ho an'izay hivahiny aty Europe ary hampihena ihany koa ny fanjakazakana ataon'ny amerikana
5. booboo ( 27/04/2005 08:44)
zà ndray mahita fa haneritery io raha io : contraintes @ lafiny maro.
6. sonwin ( 27/04/2005 13:04)
contraintes amin'ny lafiny inona ohatra?
7. kally ( 27/04/2005 14:10)
Amin'ny lafiny inona no antenain'i Sonwin hiova raha "hivahiny" any Europe aorian'ny fahalanian'ny oui?
Ho an-dry zareo Holandey koa dia ny "Non" aloha no mandresy hatramin'izao.
8. sonwin ( 27/04/2005 15:56)
Lafiny inona tokoa moa klé :?: :roll:
9. kally ( 27/04/2005 18:16)
Sonwin> Aiza ary izany fiady hevitrareo izany?
10. fijo ( 28/04/2005 22:16)
za aloha mahita fa io dia hitarika olana sosialy be aty europa aty raha lany.satria ny fanovana tadiavin'ny mpitondra ao tsy hifanaraka amin'ny fiovana tian'ny vahoaka hisy.
11. kally ( 29/04/2005 13:52)
Ilay fototra nanaovana an'i Eropa amin'izao mihitsy no tsy mety e!fanomezana seza ho an'ny mpiakamakama sy fonksiônera no tena nanaovana azy fa ny ankoatr'izay moa inona?
12. mandrindra ( 29/04/2005 13:53)
Dia mametraka fanontaniana aho aloha hoe firy amin'ireo mpankafy baolina kitra (izay fanatanjahantena anisann'y be mpakafy manerana izao tontolo izao) no efa namaky ny lalàna navaokan'ny FIFA mifehy io lalao io, ary ho an'ireo izay namaky firy no nahazo azy amin'ny antsipirihany. Ny tiako ho lazaina amin'izany dia aza gaga raha toa ka sarotra ny famakiana io constitution io.
Nefa andao ihany aloha ho jerena hoe inona ny ao e : io anie dia ny traité de Maastricht sy ny traité de Nice ny ampahatelony e. Dia ahoana hiverindalana ve hoy ianareo raha tsy ny NON no lany. Raha ny NON no mandresy eto Frantsa dia tsy miova fa toy ny ankehitriny ihany no mitohy izany hoe ny traité de Nice izay nosoniavana farany no ampiharina fa saingy hihasarotra kokoa ny fampivoarana ny fomba fiasa. Tsy mihendanja i Frantsa satria mitazona ilay droit de vote izay eo amin'ny 9% izy ankehitriny raha ny NON no mandresy.
Ny lalampanorenana dia tsy milaza mazava ny drafitra ekonomika (économie planifiée, éco de marché, éco libéral ...) na sosialy tokony arahina. Ny mpitondra sy ny governemanta no manapaka izany. Koa tsy azo tsaraina ho libéral na social io constituion io.
Ankehitriny dia misy tendro roa ny fiainana ekonomika manerana izao tontolo izao dia USA no andaniny ary Chine-Inde (izay hiampy an'i Japon ao ariana kely) no ankilany (ny an'i Chine moa dia manao fikarohana mafy izy mba hampdroso ny teknolojian'ny fitaovampiadiana any aminy). Raha mbola te hanana ny maha izy azy ireto antsoiny hoe la vieille europe dia tokony hiray hina ao amin'ny eoropa mitambatra. Raha mandeha irery daholo ireo firenena ireo (Frantsa, Alemaina, ...) dia tsy afaka ny hifaninana amin'ny hafa.
Noho izany dia tokony hifidy OUI amiko. Izaho moa tsy mifidy.
13. sonwin ( 01/05/2005 11:42)
Oui no mety ka..za koa aloha tsy mifidy fa Oui ihany no hitako fa tsara.
Kally> aiza ahona ny adi-hevitra fa eto amin'ny forum serasera ihany ka
14. fijo ( 03/05/2005 22:05)
an an NON ihan ny ahy e
15. sipagasy ( 07/05/2005 07:43)
ny ahy OUI ra Fijo annn hanova zavatra & hampivoatra zavatra maro indrindra ny ara-tsosialy izay ezahindry zareo hiaraka hivaotra io e!ny fiainana ara-tsosialy ohatra dia tsy mitovy mihintsy tsinona nefa dia hiezaka ry zareo araka io boky kely io we hiezaka mba tsy hisian'ny tsy lavaka lalina loatra @ firenena izay mety ho 25 avy eo !!! :?
16. kally ( 07/05/2005 08:37)
E! meteza ianareo hampandriany adrisa @ toky fitaka sosialy eo fa vao mainka mihamikorosy ny firenena eropeanina,hisy tokoa ny fitoaviana saingy tsy ny ambany no niakatra fa ny ambony no nidina,tsy hitanareo angaha ity "délocalisation" feno tanàna ity?
17. sipagasy ( 08/05/2005 09:02)
ka io anie ilay hoe zarazarao hanjakana ry kally e! hihih aiza kosa ve raha izaho aloha ny patron de delocaliseko tsara koa e! hihih any @ tany sasany sady be ny mpiasa vonona & matanjaka ka ny tany europeanina be taxes sns afaka delocalisena tsy any chine ihany anie fa ny pays de l'est ihany koa eo manome toky e! dia araka ny tenin'i kally hoe ny ambony hijanona eo fa ny ambany hisondrotra kosa de mba miaraka miainga indray avy eo e!!!!! sa diso ve aho..?????????????,,,,, :wink:
18. sonwin ( 08/05/2005 10:55)
Oui
19. kally ( 08/05/2005 16:25)
Somary diso eritreritra angamba i sipagasy satria tsy hijanona eo ny ambony fa hidina,rehefa tsy hisy asa intsony moa inona no hetra hiditra eo?Dia miharatsy ny fitsaboana sy ny rafitra ara-tsôsialy rehetra,dia mihamahantra dia tafiditra anaty cercle vicieux,moa zareo tatsinanana hiakatra saingy tsy hisy intsony mihitsy angamba ny rafitra ara-tsôsialy ohatry ny any @ tandrefana,satria Renault ohatra nanokatra orinasa any atsinanana any saingy 100€ ny karaman'ny mpiasa,dia izay ilay izy e!
20. sipagasy ( 14/05/2005 18:51)
ekeko anie izany ry kally e! fa ianao kosa tsy afaka ny handroso hiemotra lava izao e! na mandroso na dia mihenotra, dia ilaozan'ny zamerikana eo koa dia ireo injay no hanjaka????? mila mailo ihany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2282