Enculeur de mouches !!!

1. aristar ( 25/04/2005 20:46)
D'aucuns diront que j'encule des mouches et ils ont raison mais il y a une chose qui me chagrine sur le footer de la page d'accueil de serasera c'est la phrase :
"Hafainganan'ity takelaka ity 0.088916063308716 segondra".
La raison c'est que c'est scientifiquement inexact car çà suppose que la précision est de l'ordre de 1.0e-15 seconde (précision d'une horloge atomique) alors que la résolution du timer de PHP est de l'ordre du microseconde (1e-6) : fonction microtime() et le temps d'exécution de cette fonction est de quelques dizaines de microsecondes. Exemple :
novalian'i hery ny 28/04/2005 17:21
2. hery ( 26/04/2005 06:09)
:D Iny indray no tsy hitako.

Ok toa izao @ php ny zavatra nataoko mahatonga an'io ka asa raha mahita fanitsiana azo anamboarana azy i aristar


// @ ligne voalohany indrindra
list($g_usec, $g_sec) = explode(" ",microtime());
$t_start = (float)$g_usec + (float)$g_sec;

//...

// @ ligne farany indrindra
list($g_usec, $g_sec) = explode(" ",microtime());
$t_end=(float)$g_usec + (float)$g_sec;

$t_speed = $t_end - $t_start;


Azo natao tsara ny mametra ny decimal ho 2 na ho 3 sns fa tsy nataoko fa mba mahafinaritra ahy ny mahita an'ilay izy lavalava :-)
Tsy izaho irery no mampiasa an'io calcul io fa betsaka... nohatsaraiko kely fotsiny io.
Io ihany koa no miasa amin'ny takelaka rehetra mampiasa ny cms solaitra



Nahitsin'i hery
novalian'i hery ny 26/04/2005 07:28
3. hery ( 26/04/2005 07:30)
Raha io no dinihana dia tsisy division mety hanome decimales maromaro ao fa ny microtime() ihany no nanome azy...
4. aristar ( 27/04/2005 01:02)
Mitovy ihany ange ilay code-n\'i Hery sy ny anahy ê. Ny tsy hitovizany fotsiny dia ny aho nataoka fonction satria sahalan\'ny informatisiana rehetra aho dia kamo dia hataoko any @ fichier à part ilay izy dia hasiako include @ pejy rehetra hampiasako azy dia hantsoko fotsiny hoe
$t = getmicrotime();

Tsy izany faha ilay décimales dimy ambiny folo ihany noho nanelingenina aho enina dia ampy satria scientifiquement inexact fa tokony hoe :
Hafainganan\'ity takelaka ity 0.088916 ± 0.000054 s
Arakin\'ny ilay lohateny dia \"enculage de mouches\" fotsiny ny aho faha raha nahafahanin\'izay tia hianatra PHP ilay lohateny dia ampy aho
5. fraz ( 27/04/2005 07:10)
Ilay fotoana io zany , ny fotoana hanatanterahany ny code hicharger-ny ilay page ao @ serveur
ary mety ve raha hoe ampiana ilay fotoana hicharger-na azy any @ client , mba eritreritra fotsiny fa tsy hoe inona akory an :-) (mety ho samihafa ny fotoana isaky ny client @ izay)

Ary inona no dikan'ilay cache eto @ ito pejy ito , ery ambany ery dia misy daty eo akaikiny ?
Le hevitr'ilay hoe cache ?




6. hery ( 27/04/2005 12:35)
fraz> io fotoana io dia fotoana @ serveur ihany tokoa. Tsy haiko ny momba ny fotoana fi-charger-na azy @ clients. Iny manko miankina amin'ny connexion, miankina amin'ny machine, miankina amin'ny contenu ihany koa... angamba tsy mbola misy mametraka an'izany aloha. Ny tena antony nametrahana an'io mantsy dia mba hahalalàna ny tanjak'ilay serveur... indrindra rehefa miditra MySQL izy.

ilay cache etsy ambany indray dia ny fotoana ni-générer-na ny cache farany. Ny cache dia foronina isaky ny miova ny données ao amin'ilay tables forum. Miova araky ny level koa anefa io cache io ka misy cache admin, cache users sns... Malaky kokoa ilay izy rehefa cache sisa no vakianao.

amin'izaho manoratra izao dia misy 94633 ny enregistrement ao amin'ny forum message ka raha handalo an'io isaky ny mihetsika dia lava be. Tsy mbola nieritreritra ny hamafa messages mihitsy aho aloha fa mihevitra kosa ny hanamboatra archives ho an'ny hafatra taloha.
7. fraz ( 27/04/2005 13:00)
hery > misaotra an'i hery t@ valiny fa mazava tsara.
8. aristar ( 27/04/2005 22:37)
fraz>Afaka hatao ny mi-calculer ny fotaona i télécharger an\'ilay pejy any @ client. Ny mora dia JavaScript ary ny résolution dia tsy miaotra ny milliseconde. Ny olana dia ny manoratra azy ao @ ilay pejy satria tsy maintsy efa télécharger ny zavatra rehetra indrindra ny sary izay voa afaka manao ilay calcul ary rehefa télécharger dia sarotra ny nanoratra ny fotaona ny télécharger-n\'azy raha tsy DHTML sy CSS.
Ny solution dia asiana fonction onLoad ao @ tag body dia ao @ barre d\'état (status bar) no soratana ilay izy.
Io ambany io misy exemple azo tester-vana en local (1 million de décrémentation) et afficher la barre d\'état dans le browse




var timeA = new Date();
var timeB;

function displayDownloadTime() {
timeB = new Date();
timeDiff = (timeB - timeA) / 1000;
self.status = \"Temps de chargement de la page : \" + timeDiff + \" s\";
}



Regardez le temps de téchargement de la page dans la barre d´état en bas de la fenêtre.

var i = 1000000;
while (i--){
}


9. fraz ( 28/04/2005 08:13)
aristar >> Tena mety tokoa :-) misaotra e
Ary tsy mandeha raha firefox le ery @ status
10. hery ( 28/04/2005 11:09)
Inona no dikan'ilay


var i = 1000000;
while (i--){
}

11. fraz ( 28/04/2005 12:46)

hery >> Tsy manisa fotsiny ve io
Mba hoe misy zavatra atao kely le page @ zay sa tsy zay ratsira sa tsy nareo io aristar io ?

12. aristar ( 28/04/2005 16:50)
Tsy hoe manisa faha manao 1 million d'opérations hoe
i = i - 1; // i--;
Manomboka 1 million dia rehefa tonga 0 dia vita ilay boucle dia hoe misy zavatra atao kely le page @ zay.
Tsy mandeha @ Firefox ilay javascript window.status fa rehefa vita dia soratany hoe Done ary feno extensions-na statusbar Firefox. Amin'ny Mozilla na IE mandeha ilay izy.
Izao tao @ IFG ihany io Francis â
13. hery ( 28/04/2005 17:21)
Rehefa azo tokoa ilay données dia azo atao ny mametraka azy amin'ny eo amin'ny takelaka.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3863