Sehatra ahitana ny ARNAQUE

1. isambilokely ( 24/04/2005 04:03)
Araka ny voalaza dia mety ho misaringotra ato ny serasera raha mandinika ianareo manoloana izao fitakiana vola izao, eny fa na dia miendrika fananmpiana aza izany. Izay tsy mazava ny lalan'ny vola ?

Aza misy tezitra fa sekoly ny fiainana.
:lol:
Mbilo

Quels sont les domaines de prédilections ?
L'arnaque sévit dans tous les domaines et principalement là où il y a des personnes qui cherchent à réaliser "la" bonne affaire. Nous pouvons épingler certains secteurs de prédilection.

Offres d'emploi où il faut préalablement verser une certaine somme d'argent vers une destination douteuse.
Fourniture de services inutiles ou facturés à des prix excessifs.
Publicité mensongère.
Cures de santé inefficaces ou fantaisistes.
Vente au porte à porte, à distance, hors de l'entreprise du vendeur et sans informer le consommateur quant à ses droits ou en l'informant mal de la façon qu'il a de les invoquer.
Vente forcée par envoi systématique de produits non commandés.
Vente de copropriétés à temps partagé ("timesharing") ne correspondant pas à l'annonce.
Agence matrimoniale ne disposant pas de fichiers d'échanges sérieux ou organisant des rencontres avec des personnes fictives ou rémunérées par l'agence.
Appel d'aide financière sans explication claire.
etc.

take time to be friendly, it's the road to happiness
répondu par lilbon le 18/07/2005 13:37
2. sipagasy ( 24/04/2005 06:35)
ianao koa angaamba nila namoaka site ho anao dia tsy misy mpijery dia eto no manasa vangy annn pppfffff eisy e!
3. isambilokely ( 24/04/2005 07:51)
Ary aza marary foa ry sipagasy fa inn aty ty !
Fa maninona no mora mivonto ny fo ry sipagasy fa tsy mety izany. Ady hevitra mandeha ny ato. Fa inona no olana .. milaza ny zava-misy anie izahay e. Angaha misy mamorona eto ?
:lol:
Mbilo

take time to be friendly, it's the road to happiness
4. lanto ( 24/04/2005 08:31)
Isambilokely> Tsy ho ampy mihitsy angamba ity serasera ity hanehoanao ny alhelonao, ka tsy aleo tokoa ve manokatra site dia atao hoe "arnque ao am serasera" ny anarany ohatra ? hihihi

Fa ohatry ny mampahatsiaro ahy olona teto taloha mitovy fomba fiady aminao io mihitsy ianao ???
5. sipagasy ( 24/04/2005 08:40)
hihih lanto marina izany hihi isambilokely tsy aleo ve manokatra ho anao manokana ianao???? any ianao manao izay tianao??? toy izay hanakorontana eto e! :wink:
6. xxx ( 24/04/2005 08:54)
Voalaza teo :
Raha eny firy ny N°STATISTIQUE ?
Raha tsia, ahoana ny fomba ataony handoa droit d'auteur ?


Fitakiambola na fakana vola amin'ny fomba mivantana na eny fa na amin'ny fomba ankolaka izany ataonareo ny namana tsy manantsiny eto amin'ny serasera izany.

Tsy iray amin'ireo ve ity hakana vola amin'ny namana izay efa mahantra eto amin'ny serasera ity ? Tsy natao iadiana ilay hevitra fa fanontaniana tsotra ny anay hoe :

Ny serasera ve orinasa madinika sa salantsalany sa vaventy ? Société ou entreprise PME ou GE ? Iza avy no mpikambana manodina ny serasera. Iza no taleny ? Iza no mpitambola ? Firy ny laharana Statistika hahafahany mandoa vola any amin'ny OMDA ?

Mila fehezina anie izany resaka izany e ? Tsy ho afaka ny handoa vola any amin'ny OMDA izy raha toa ka tsy manana laharana stat raha tsy izany dia réseau MAFIA hoy ry zareo ao amin'ny Statistika izay satria maka vola any aman'olona nefa tsy mandoa IMPÔT na HETRA moa izany. Imposable ve ny serasera raha izany.

Efa nisy ve ny préavis azon'ny serasera mikasika ireo hira nandeha tao amin'ny net. Afaka adika eto ary ve ny Statut ny serasera fa raha à but non lucratif izy dia nanana zo mangataka ilay hoe exemption na hoe exonération etc ... fa sao ary dia tsy tonga any amin'ny OMDA ny vola fa hotazomin'ilay olona mpanangon-ketra.


Mbilo

(tsy anao irery ny serasera ry Isambilo ka ataovy toerana iray ny ranomasonao )
7. Fanja1 ( 24/04/2005 09:11)
sipagasy sy lanto, ary sao mba mila vola aza io Mbilo io? de eto izy no mila vanony.lol
8. sipagasy ( 24/04/2005 09:20)
ka hanaovana rakitra izany ve isambilo e!????? dia ohatrinona ny ilayna dia inona avy no hampiasaina azy???? hihihi sao mba izay tokoa aza fa isika no tsy nahay??? hihihihi :P
9. Fanja1 ( 24/04/2005 09:26)
sipagasy iza mahalala fa miandry ny valintenin'i Mbilo tsika e!
10. hery ( 24/04/2005 10:38)
Ny contrat nataon'ny OMDA ho an'ny radiovazogasy dia azo jerena eto :-)

http://radio.vazo.gasy.free.fr/omda/contrat.gif
11. betty ( 24/04/2005 12:05)
hery, fanja1, lanto, sipagasy > ka lany courant ngeh isambilokely mi se connecter eto de zany mampalahelo azy io eh!!!
so de kouss mila anaovana tatidrakitra handoavana courant n'i isambilokely fa tena mitarainy izy ahh !!! :-D
12. hery ( 24/04/2005 14:08)
isambilo> sao dia hanamboarana site gratos? :-) izay niara-niasa tamiko mantsy mbola gratos daholo...

entre autres http://vetso.free.fr/wiki/doku.php?id=namana:hery:sera:toedraharaha
13. Fanja1 ( 25/04/2005 06:20)
hery a! tsy site no tedaviny fa araka ny tenin'i betty, lafo loatra ny courant miditra ato ka io no mety ilainy fanampiana avy amintsika namana! lol
14. isambilokely ( 28/04/2005 02:46)
Iny eny izy fa tamy indray e.
Ka arnaque foana rehefa mitaky vola na amin'ny endriny mivantana na amin'ny endriny ankolaka raha toa ka afenina ny tena hampiasana ny vola.

Aza kosehana moa ilay faktiora fa manjary voa maika mampisalasala ny te hanohana re olona ô ! Dia aza misy marary fo fa izany no demokrasia konko ! Hita amin'izao fa tena voakitika ny tena zava-misy dia misavoamboana daholo ny tena mitady hitsetsika ny madinika amin'ny fangoronam-bola tsy laitra.

Sa ahoana indray hoy ianareo mpiketrika?

take time to be friendly, it's the road to happiness
15. naritsimba ( 28/04/2005 07:02)
isambilokely> mahafantatra tsara ny fomba fiasa ao @ OMDA ny tenako, ary manana namana izay miara miasa amiko mikasika an'io zon'ny mpamorona io satria mba mpikambana @ Tarika ihany.
Misimisy ihany ny vola aloa raha ny resaka OMDA, @ izao fotoana izao dia miezaka ny mampihatra ny lalàna ny ao @ OMDA. O r'ise ry sambilo a, aty Madagasikara izao dia tetezina daholo izay mampiasa Ordi mba hitakian'ny OMDA vola(MP3 sy ireo Logiciels tsy ara-dalana tsy nividy Licence), sy ireo mpamokatra pirates)

Misaotra e!
16. isambilokely ( 01/05/2005 22:26)
Misy site any États Unis zao mandefa hira gasy bediabe izao, izay efa mahazo vahana tokoa nefa mba anontanio anie any amin'ny OMDA raha toa na efa nisy ve hoe société audio-médiatique nandoa vola tany noho ny fandefasany hira gasy ? Tsy haiko aloha fa raha ny fahafantarako azy dia tsy misy. Mety misy ihany fa mety hoe azo ahodina koa ny vola na hoe ny ao amin'ny OMDA no te haka vola. Dia mba te haka vola ihany koa ny eto.

Ilay resaka anie dia reska tsotra io ambony io hoe : quels sont les domaines prédilections ? Dia inona no teo, lasa nihodina ilay resaka. Tena tsy mazava amiko intsony. Sady amin'izay misy fanononana olona tsy fantatra izany ihany koa, dia voa maika mitolagaga izaho nametraka ny loha-hevitra.

Voatohina angamba ny afero dia narary ny aty.

Mbilo
:lol:
17. isambilokely ( 05/05/2005 02:13)
O ry Naritsimba,

Fa inona moa izany no identification entin'i RVG mandoa vola ao am OMDA ? Dia firy ny numéro statistika fa tsy ho afaka ny handoa vola raha sy manana laharana statistika. Fa raha ankoatr'izay dia blabla daholo ...

mbilo
:lol: Youpiiiiii
18. fijo ( 05/05/2005 20:31)
mino marina aho fa avy any canada na USA indray i rasambilo ity.ary diamiverina indray ilay fombandry zalahy avy any ,izay tsy mahavita zavatra nefa be tsikera ny manao.
19. booboo ( 05/05/2005 20:38)
20. fijo ( 05/05/2005 21:19)
naninona i booboo kay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.167