Sehatra ahitana ny ARNAQUE
21. isambilokely
(
08/05/2005 02:19)
O ry fijo anh tsy misy tsikera eo fa fitedavana fanazavana, mba vakio hatsany amboloany. Na avy aty US zahay de tsary olana zany.
Lembilo Iraika
:°)
22. fijo
(
09/05/2005 21:37)
hoanay anie tsy olana efa elisany any no toa misy olana kely.
23. isambilokely
(
10/05/2005 04:29)
Ka sao dia ARNAQUE anie ilay izy ry Fidzou e ... de lasa mifanambaka fotsiny samy gasy hihih de mampalahelo be ireo gasy kely tsy mahalala
Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com
24. lilbon
(
18/07/2005 13:37)
aiza no misy olona badobado mba azo hambakaina kalou e?:D:D:D
za manko zao mila manambaka mba ho mpanefoefo ?:twisted::twisted::D
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.2719