Manamboara blogs :-)

1. hery ( 25/04/2005 11:45)
Miely be dia miely be ny fanamboarana blogs amin'izao fotoana izao. Na lehibe na kely... hatramin'ny olona malaza http://www.blogsforbush.com/ ka hatramin'ny olona tsotra... hatramin'ny mpanao gazety sns...

Koa maninona moa raha samy mamorona blogs daholo?

Ny torohevitro aloha dia blogger.com satria be dia be ny services efa mifangaro amin'io blogger io. Isan'zany ohatra hoe mandefa email fotsiny ianao dia mitranga amin'ny takelaka ilay izy.

Andramo ihany ... dia ifampidiniho eto.
novalian'i kozikely ny 16/07/2005 10:41
2. kozikely ( 16/07/2005 10:41)
over-blog.com Ko tsy de nôfa.
Ito ny ahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3884