Ireny zaza vao teraka ireny.........

1. ari.malala ( 26/04/2005 12:23)
Deux bébés viennent de naître à l’hôpital. L’un dit à l’autre :

- T’es une fille ou un garçon ?

- Je suis une petite fille…et toi ?

- Moi, je ne sais pas !

- Baisse ton drap je vais te dire ce que tu es.

Il baisse son drap mais :

- baisse plus bas je ne vois pas

Il baisse encore plus bas et la petite fille dit :

- Oh, ben t’es un petit garçon, t’as des chaussons bleus !!!

2. pissoa ( 26/04/2005 12:42)
=)) =)) =)) Atidoha konko zany zaza zany an!
3. mandrindra ( 26/04/2005 13:32)
Vao teraka dia efa nahay niteny. Fa manaja aloha ilay izy e :lol: :lol:
4. sonwin ( 26/04/2005 13:43)
:-D fa raha tamin'ny teny gasy io an tena =))
5. sonwin ( 26/04/2005 13:43)
:-D fa raha tamin'ny teny gasy io an tena =))
6. dadabe ( 26/04/2005 14:22)
fa inona le chaussons bleus ry zalahy fa zah tsy kopy a :twisted:
7. mamzelkely ( 26/04/2005 14:51)
aiza kosa ry dadabe de tsy kôpy enao sô de mba enao ary le hatsikana fa ts le zazakely =))
8. pissoa ( 26/04/2005 14:55)
dadabe, ... :-@ :-@ :-@ :-$ azo am'zay le hatsikana?
9. sechat ( 26/04/2005 16:08)
:lol:
10. Veloo ( 26/04/2005 16:50)
tssssss dadabe ko de mody oe =)) =)) =))
=)) =)) tsara eeeeeeee
11. siso ( 26/04/2005 16:52)
=))
12. iartistika ( 26/04/2005 17:49)
hitan'là ry bedada le chausson au pomme reny !de reny fa manga.. :-D
13. ari.malala ( 27/04/2005 06:22)
dadabe, iartistika> :-D :-D :-D :-D

14. sasa ( 27/04/2005 11:28)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
15. majakely ( 27/04/2005 11:44)
Izy daholo ve ireo sasa ? :-D
16. mishou ( 27/04/2005 15:21)
iny indray no tsy nampoiziko, noheveriko fa nila nampidina ambany koa2 ilay izy vao hita ilay boulettes de viande kay chausson no répère lé

:-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =))
17. dadabe ( 27/04/2005 16:23)
oadray marina mbola lanaky ny hehy reto zavavy reto nefa zah tsy maharaka mihitsy.
:twisted:
efa hoe zah hoa tsy kopyyyyyy :evil:
18. iartistika ( 27/04/2005 18:25)
ento mora bedada ah!anontanio an'i bebe :wink:
19. Veloo ( 27/04/2005 19:20)
Mishou =)) =)) io ndray ny voniny e =)) =))
20. pissoa ( 27/04/2005 20:17)
iartistika > ka tamin'ny andron-dry dadabe tsy nisy chausson, de tsy maintsy resaka boulette no atao. Izay no tsy ahazaoany azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2152