Ireny zaza vao teraka ireny.........
41. Touty
(
03/05/2005 10:57)
Avlao izy imeme r'dadabe a!apisotrona araldite izy ra tapak ny tsinainy
43. Veloo
(
03/05/2005 14:46)
dadabe a =)) =)) =)) =)) enao ty mampime kle... iza kay dadabe e? mba tiko hohita mihitsy :wink:
49. ari.malala
(
04/05/2005 05:52)
mivadika inona ndray dadabe? ary aza mitomany moa ê! sa antsoina alo bebe hitondra mosoarazete?
51. Veloo
(
04/05/2005 15:44)
dadabe =)) =)) =))
mifenty =)) =)) =)) za tsy mila intermediaire =)) =)) =))
mifenty =)) =)) =)) za tsy mila intermediaire =)) =)) =))
52. dadabe
(
04/05/2005 15:57)
Veloo>ny antsika mou direct ihany ee
ka i bebe anie zay 2 andro tsita e,asa lasa aiza ??? :D nefa Veloo ity eto :evil:
kiiiii=))=))
ka i bebe anie zay 2 andro tsita e,asa lasa aiza ??? :D nefa Veloo ity eto :evil:
kiiiii=))=))
55. pissoa
(
05/05/2005 14:23)
omeo anah ry Mifenty le telephone refa miavona i Veloo ah! =)) =)) :oops:
57. sasa
(
06/05/2005 06:00)
dia misy manome phone virtoaly izany ato klé, iartistika tonga dia efa atsangano ny tribonaly virtoaly
58. dadabe
(
08/05/2005 09:38)
andraso klou le :wink: efa nisy fifanarahana vaovao fa andraso klouny ;-)
