Ireny zaza vao teraka ireny.........

21. Veloo ( 28/04/2005 21:13)
pissoa =)) =))
22. Mifenty ( 29/04/2005 16:31)


ô lty radada ah, chanson le tiana tenenina dia disodiso fanonona le zaza kely (zay no maha zaza azy)

itanlah le mihira de misy hoe "manga feo enao zany!!!"

de zay le lokon'ilay chaussons eh.
23. pissoa ( 29/04/2005 16:37)
'manga fe, feo mangamanga e, manga fe, feo mangamanga e, maha-te ho tia'
:-D :-D
24. iartistika ( 29/04/2005 18:21)
fe an'iza njay no maha te ho tia anao ry pissoa??
25. pissoa ( 30/04/2005 07:36)
iartistika, ianao ve de mametraka an'io fanontaniana io? malahelo be am'zany aho an :cry:
26. dadabe ( 30/04/2005 15:50)
dray re rey olona e,ry lanitro oo,mille milliard de millle sabord de tonerre de brest ,hiteny ratsy ireto zaza reto ny farany :{
27. Mifenty ( 30/04/2005 16:15)



inn tsara oe radada?


28. iartistika ( 01/05/2005 10:23)
hita mitsy hoe mpamaky tintin radada!!
29. dadabe ( 01/05/2005 16:38)
zah mihitsy le tintin ka :wink:
30. iartistika ( 01/05/2005 18:12)
de iza zany bebe?? castafiore??
31. pissoa ( 01/05/2005 23:48)
poika, raha tintin i dadabe de i bebe zany 'tentine'!
32. Mifenty ( 02/05/2005 07:53)
dadabe

:roll: :roll: :roll:
33. ari.malala ( 02/05/2005 08:32)
:-D :-D :-D :-D mahita atao nareo ka! :-D ary efa azon'i dadabe ve zany le resaka ê! efa kôpy? sa mila anontaniana an'i tintine? :-D

34. dadabe ( 02/05/2005 12:14)
avy de tsory @teny gasy ary hoe zay mahasahy "inona ilay chaussons bleus"??????????????
35. ari.malala ( 02/05/2005 14:09)
dadabe > bàn-tongon-jazakely! :-D :-D :-D :-D afa-po ve i dadabe fa efa noteneniko t@ teny gasy le izy ê! hahahahaha!

36. pucy2005 ( 02/05/2005 15:03)
fa le resaka ve tsy hafa e?
37. sonwin ( 02/05/2005 15:22)
ela io aza ohatran'ny hafa :lol:
38. iartistika ( 02/05/2005 15:38)
tsy hafa io ka! :-D
39. Veloo ( 02/05/2005 20:25)
Tssssssss tena lasa efa resaK.... fotsiny sisa kle =)) =)) =))
40. dadabe ( 03/05/2005 03:44)
de aza mimemeh be sao tapa-tsinay eo :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.048