Ireny zaza vao teraka ireny.........

61. pissoa ( 08/05/2005 16:14)
dadabe, :^) :^)
traingo fona na ankolaka na tonga de direct be :-D
62. sasa ( 09/05/2005 07:51)
dadabe fa in le fifinarahana klou fa mbola tsy hainay kle
tena io nomen\'i mifety io ve ny num an\'lah leity, mba le numero mahazo wa omena ny sipa fa manjary mihimotra eo izy, sady elah ity aloha hampiady vehivavy ato tezitra indray izao bebe mahita an\'io
63. iartistika ( 09/05/2005 17:33)
ataon'ny bebe minan'ny ampagony io fa atôvy
64. sasa ( 10/05/2005 04:58)
mba hendry lesy dadabe an
65. dadabe ( 10/05/2005 12:09)
lery anie lety no nanome an'io fa tsy zah e,ny ahy avantako any @bebe de zay hifanarahany ao (sady bebe saropiaro amiko a :wink: )tsy fidiny :-D
66. sasa ( 10/05/2005 13:02)
tsy fidiny ho an'lah lesy dadabe ny bogosy fa izay no mahasaro-piaro an'i bebe io
67. ari.malala ( 11/05/2005 09:11)
tsy fidiny an'dadabe ve no te ho dragueur?

68. dadabe ( 11/05/2005 16:32)
ari.malala> :wink: iny kou aza ny andry e :-* :-*
shuuuut aza miteny @bebe a
69. ari.malala ( 12/05/2005 10:28)
dadabe> ka na tsy hiteny aza nge za fantany fôna ê! an an an ka! bedin'i bebe eo oe dadabe mitady hisavika zafikely! dray marina! loza! :-D :-D :-D

70. Mifenty ( 12/05/2005 12:28)


tena zay mitsy kle. Tsy fidiny ho anla ny ho bogosy kle
:-D :-D :-D
71. dadabe ( 12/05/2005 16:26)
dray marina sahin'ilay zazavavy ny nilaza hoe"[b]dray marina "[/b]
ao klou punk kely e :°) 8-) :-P :-o
72. ari.malala ( 17/05/2005 11:41)
:-D :-D :-D de manin ê! dray marina! :-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3954