fihaonana tao 67ha

1. bichette ( 27/04/2005 06:46)
Nahafinaritra tokoa ilay fihaonana tamin'ny zoma hariva teo. Mahafinaritra ny mahita fa rehefa tena misy ny fifankatiavana dia tena miray hina tokoa, na ivelan'ny serasera aza dia tena mpinamana tokoa ; tsara be ilay lasopy ny serasera.

Faly nahafantatra an'i Mimich, Nadia, Notron, MCZ Naritsimba Maité Majesty i ...tax (ialako tsiny fa tsy haiko tsara ilay ps), i HeryLo, i Glou, Naivo, Voahirana Capiteau ary koa i Andryrabe (miala tsiny raha misy tsy voatanisa)
:-*
novalian'i fijo ny 12/05/2005 21:07
2. ravatorano ( 27/04/2005 08:28)
miala tsiny indrindra raha tsy afaka tonga tany nohon ny antony samihafa na dia tena natao aza izay hevitra fa tsy tafa mihitsy eh.
Misaotra an i bi7 ihany koa izany tonga namangy ny namana taty izay nosoloan ireo namana vitsy2 tena teo ambony ireo.
3. sonwin ( 27/04/2005 08:33)
Tsara iny ka
4. jaya ( 27/04/2005 11:36)
raikitra zany fa aty amiko no atao ny fety kely manaraka
prévu le 30 avril zao de any antranoko
rah mila fanazavana fanampiny de andefaso hafatra aho
5. naritsimba ( 27/04/2005 12:34)
Misaotra an'i Bichette tsy nanadino ny namana taty @ tanana e! Mahafinaritra ny toy ireny.
ny irariana dia ny hihaonana @ ireo namana avy any am-pita rehefa tonga mitsidika eto izy ireo.
liltax le PS adinon'ny bichette io.

misaotra betsaka bichette a! de bizzzzzzzzzz
6. naritsimba ( 27/04/2005 12:38)
Misaotra an'i Bichette tsy nanadino ny namana taty @ tanana e! Mahafinaritra ny toy ireny.
ny irariana dia ny hihaonana @ ireo namana avy any am-pita rehefa tonga mitsidika eto izy ireo.
liltax le PS adinon'ny bichette io.

misaotra betsaka bichette a! de bizzzzzzzzzz
7. bichette ( 27/04/2005 13:47)
tsy misy fisaorana ry reto a !
manantena ny hahita an'i ravatorano amin'ny manaraka e !
8. notron ( 27/04/2005 16:04)
Nahafinaritra tokoa iny fiarahana iny na dia somary tsy dia azo nivaaparana loatra aza ny fotoana e!
Misaotra an'i Bichette nanam-pitiavana ny namana ka nahafoy fotoana hihaonana tahaka ireny.
Na nisy aza moa ny malai-misaraka dia efa tonga ihany koa ny tsy maintsy ka de zay eee!
Aza mataotra enao Ra-Jaya fa tongavanay masika any a!
Omany dieny izao ny fandehany rehetra fa ny masoandro miposaka no mampalaheo amn'io.
TONGAVA DAHOLO E!
Antsoy ny :
033 11 307 33
032 04 168 86
033 12 253 73
9. dadabe ( 27/04/2005 16:47)
sonwin>nahafinaritra lesy iny fihaonana iny a :wink:
10. sonwin ( 29/04/2005 13:14)
masaka leisy iny e...ary kopin'elah moa ilay namana nipetraka teo amin'ny sisiny indrindra akaiky varavarana iny?
11. fijo ( 12/05/2005 21:07)
mahafinaritra ny maheno izany fihaonana rehetra izany.ka.hummmmmmmmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2646