Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
aly
(
28/04/2005 18:48)
Namana eto La Réunion
Manasa ny namana rehetra eto La Réunion hiaraka aminay hilanonana ny asabotsy 25 juin 2005 ao Tampon. Mpilalao mozika malagasy no manafana ny sehatra ary ny romazava tsy hadino.Mitady sovaly telo mar...
tohiny
novalian'i aly ny 20/05/2005 19:10
mamzelkely
(
28/04/2005 14:01)
Lacoste...
un homme tres riche engage un nouveau domestique. il fait visiter la maison:
la cuisine d'abord, le nouveau s'exclame:
- que c'est grand! que c'est beau!
le salon, le même replique:
-que c'est gr...
tohiny
novalian'i dadabe ny 14/05/2005 11:06
fraz
(
28/04/2005 12:55)
Resaka rss/rdf eto @ serasera
Efa hitako ilay lien rss fa misaotra. Ndraso fa ovaina an'io indray .
Fa izao no saika mba hanontaniako na mety sao dia efa misy ao ambadika ao. Raha ohatra izao mijery dia milahatra araky ny nam...
tohiny
novalian'i fraz ny 29/04/2005 13:57
poutsy
(
28/04/2005 10:53)
poma
nisy roalahy mangalatra voankazo hono dia t@ ity indray mandeha ity poma no nangalariny , izy teo ampangalarana iny izy no nisy polisy tonga , lasa haingana ryzreo nitsoaka tao anaty fasana noheveriny...
tohiny
novalian'i sasa ny 11/05/2005 11:36
mamzelkely
(
28/04/2005 07:48)
hafa dray...
deux copain se rencontre, l'un demande:
- "qu'est ce qu'il y a dans cette grande valise que tu transportes?"
- l'autre répond: "ouvre et tu verras!"
alors il l'ouvre et voit "une grosse mite" alor...
tohiny
novalian'i dadabe ny 14/05/2005 11:09
hery
(
28/04/2005 07:36)
Tononkira gasy 2600 mahery
Rehefa nojerena ny statistika tao amin'ny takelaka tononkira eto amin'ny serasera http://tononkira.serasera.org dia hita fa misy Hira : 2646 sy Mpihira : 682 voaangona ao.
Voaporofo fa ny tononkira.s...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2005 21:57
ravatorano
(
28/04/2005 05:51)
Mampataotra raha hisy tokoa ny fitokonan ny miaramila
Tamin ny gazety mpiseho isan andro androany no nahitako fa mety hitokona ny miaramila fa nahena ny karamany.
htpp://www.lexpressmada.com/article.php?id=31612&r=11&d=2005-04-28
Misy miteny we inn no ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/05/2005 21:35
isambilokely
(
28/04/2005 03:02)
Raha handany andro ihany, tsy aleo ve ...
Raha handany andro ihany tsy aleo ve mba mampitombo fahalalana ato amin'ity siten'ny akama ity :
[b][url]www.anglaisfacile.com[/url]
[url]www.espagnolfacile.com[/url]
[url]www.allemandfacile.com[...
tohiny
novalian'i isambilokely ny 10/05/2005 04:30
xxx
(
27/04/2005 23:17)
LTP Moramanga
Houn waaaaaaa mba misy ankizy nianatra tao @ LTP moramanga ve ato eeee....
tohiny
novalian'i fijo ny 02/08/2005 04:52
notron
(
27/04/2005 16:17)
Karama varimasaka
Ny vary indray mihinana taloha dia vary maina somary natao maherihery mba hampateza an-kibo azy.
Tsy mba lovia somary fisaka toy fampiasantsika ankehitriny ny taloha fa somary jobo ary mahazaka be.
...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/05/2005 23:22
dadabe
(
27/04/2005 14:01)
Ireo anarana Jesosy na Jesoa voalazan'ny baiboly
Ity loha hevitra iray ity dia tsy mitovy @ilay ao ambadika ao fa hafa mihitsy,mba fantatrao ve fa misy olona ao anaty soratra masina ao mitondra ny anarana hoe Jesosy na Jesoa,dia mba mitenena hoe ian...
tohiny
novalian'i dadabe ny 20/05/2005 15:42
dadabe
(
27/04/2005 13:54)
farandro sy andro farany?
Mba fantatrao ve ny zavatra hiseho mandritra ny farandro,sy ny androfarany araka izay voalazan'ny baiboly?
eto dia miezaka ny hanao resaka matomatotra isika namana satria resaka mbola ho avy izy ity,...
tohiny
novalian'i dadabe ny 20/05/2005 15:45
ravatorano
(
27/04/2005 08:33)
raikitra izany fa dia hisy fihaonana ho an ny namana rehetra
eto antananarivo amin ny zoma hariva izao eny amin ny namana jaya eny ankazomanga eo akaikin ny fiangonana M.E.T.
Koa manasa antsika namana rehetra izany ho tonga amin io fotoana io izay manomboka am...
tohiny
novalian'i Tenio ny 30/04/2005 12:39
mamzelkely
(
27/04/2005 08:32)
kafé
nisy lehilahy iray zany mandalo am pivarotra kafe reny:
- misy kafe mangatsika ve madama?
- tena tsy misy ao ramose...
dia lasa izy avy eo
tonga dray ny ampitso:
- misy kafe mangatsika ve ao mada...
tohiny
novalian'i sasa ny 11/05/2005 07:00
fraz
(
27/04/2005 07:28)
Fifanampiana Sehatra Informatika
Izahay ao amin'ny sehatra IFG dia miezaka ny manambatra ireo vaovao
resaka informatika malagasy mba hanamora ny fijerena azy.
Hita ao ny forum serasera, wanadoo, infogasy, linuxmg
Ny tanjona mo...
tohiny
novalian'i miarinah ny 16/06/2005 10:38
bichette
(
27/04/2005 06:46)
fihaonana tao 67ha
Nahafinaritra tokoa ilay fihaonana tamin'ny zoma hariva teo. Mahafinaritra ny mahita fa rehefa tena misy ny fifankatiavana dia tena miray hina tokoa, na ivelan'ny serasera aza dia tena mpinamana tokoa...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2005 21:07
booboo
(
26/04/2005 20:08)
constitution européenne
Ahoana ny hevitrareo ? Ho an'izay hifidy na juste liana fotsiny.
Namaky ny ampahany @ raha ao zà fa misimisy ihany ny points hitako tsy dia mazava loatra fa tellement vague beeeeeeeee. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2005 22:45
booboo
(
26/04/2005 19:58)
kollé serré an'i Mima
raha mbô misy manana an'io hira io ka afaka mandefa azy ao @ radio vazy gasy dé isaorako be dé beeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee mitsy. Sôtra. ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 25/05/2005 16:17
xxx
(
26/04/2005 15:22)
ny eja
Ny eja mpanoratra sy mpamoron-kira
Ahoana no hevitrareo momba ity artista poety ity? efa mba nifanerasera taminy ve nareo dia mba manao ahoana ny toetran'izany poety kalaza izany?...
tohiny
mamzelkely
(
26/04/2005 15:01)
miala tsiny fa ty le tohin'le plage
une maman et sa fille vont à la plage, la petite fille remarque alors un homme en train de la regarder, elle demande à sa mère:
- dis maman, qu'est ce qu'il a dans le maillot du monsieur là bas?
...
tohiny
novalian'i dadabe ny 01/06/2005 11:41
