Resaka rss/rdf eto @ serasera
1. fraz
(
28/04/2005 12:55)
Efa hitako ilay lien rss fa misaotra. Ndraso fa ovaina an'io indray .
Fa izao no saika mba hanontaniako na mety sao dia efa misy ao ambadika ao. Raha ohatra izao mijery dia milahatra araky ny nametrahana ny sujet ilay izy fa sao dia efa msiy vita ao ny milahatra araka ny nametrahana valiny farany @ ilay sujet ?
Amin'izay mantsy mba tonga dia fantatra hoe nisy namaly ito na itsy , sa ve tsy mety izay ?
Mankalaza e
répondu par fraz le 29/04/2005 13:57
2. hery
(
28/04/2005 15:45)
Miova ny sources raha vao misy mamaly kah. Raha mampiasa feedreader ohatra dia mety ilay izy. Ny daty amin'ilay izy izany no miova ho daty farany...
Ny fika angamba dia alahatra araka ny daty farany ilay izy.
Ny fika angamba dia alahatra araka ny daty farany ilay izy.
3. hery
(
28/04/2005 15:55)
Iverenako kely. Ny tag ... no hitako misy an'ilay datin'ny valiny farany. Ilay author tsy novaiko fa tsy logique.
