Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
saho ( 21/04/2005 12:45)
Mitady olona na lahy na vavy mpiangona tao @ fiangonana FMTA
Maniry ny hifandray ny mpiray fivavahana tao @ fiangonana FMTA Antranobiriky. Na lahy izy na vavy na antitra na tanora indrindra fa izay efa nandray anjara Choral tao na taloha na vaovao. Omeko email ... suite
répondu par tsiR le 10/07/2013 03:13
hery ( 21/04/2005 10:30)
Mifindra monina
Manahoana, Mifindra monina kely indray ny serasera.org. Nisosa tsara ihany aloha izany hatramin'izao. Raha toa ka somary misy olana rehefa kelikely eo dia azonao atao ny mampiasa ny takelaka amin'i... suite
répondu par hery le 25/04/2005 10:56
booboo ( 21/04/2005 09:03)
tartes, cakes....
Alefaso aby aby ndray zé recettes any aminareo any. Na salés na sucrés mety aby fa ilay mamy no tiako kokoa na izany aza. Bôna bôna :wink: ... suite
répondu par palince le 21/09/2005 14:37
dadabe ( 21/04/2005 07:11)
mangataka tonokira
hiran'i mahaleo " fahavaratra" misaotra mialoha e... suite
répondu par bingo le 21/05/2005 14:20
methode ( 21/04/2005 01:20)
Mba fantaro ny niandohan'ny fiangonana sy finoanareo!!!
Maro aminareo Protestantes ny te-hahalala momba ny fiainan'ny Pretra Katolika!!! Raha fantatrareo fiangonana sasantsasany ny tena tantara nisy dia mety hanampy anareo hahazo kokoa ny olana momba ireo ... suite
répondu par mpisotrtoaka le 14/01/2015 05:00
lalanirina ( 20/04/2005 18:11)
Mila namana
Mila namana mba afaka hifandray aty antany lavitra. Lehilahy aho. Mety ho lasa lavitra ny fifandraisana. Resaka serieux ihany. Manorata ho ahy. lalanirina... suite
répondu par fijo le 16/08/2005 20:41
rpk ( 20/04/2005 16:45)
lava sy fohy
Inona ary izany: mipetraka izy lava, mitsangana izy fohy? ze mahita ny valiny de...... suite
répondu par dadabe le 13/05/2005 14:02
ari.malala ( 20/04/2005 10:30)
special Benoit XVI
Benoit XVI vient d'être élu... Mais souvenons-nous de quelques papes qui ont marqué l'histoire : # Le Pape Illion, le plus éphèmère de nos papes. # Le Pape Illiotte, au moeurs légères. #... suite
répondu par sasa le 18/05/2005 10:17
hery ( 20/04/2005 08:49)
Antsantononkalo ataon'ny Havatsa
ANTSAN-TONONKALO Eo ambany fiahian'ny Masoivohon'i Madagasikara eo anivon'ny UNESCO, S.E. Mme RABETAFIKA-RANJEVA Yvette, sy ny fanotronan'ny Filohan'ny HAVATSA Foibe avy any Madagasikara, ny fik... suite
répondu par bichette le 24/05/2005 15:06
Mifenty ( 20/04/2005 08:12)
Déçus ny katoliaka ...
Déçus tamin'ilay setroka fotsy ny ankamaroan'ny katoliaka (tsy ny rehetra akory). toa oatra ny manambara ilay setroka gris fausse alerte oe vote de consensus le tao. ( c mon opinion perso) Tsy... suite
répondu par Mifenty le 10/05/2005 19:22
rakarandoha ( 20/04/2005 06:37)
MOPERA sy BENOIT
Salut ny namana rehetra. Tantara iray izy ty izay notantarain'ny namana iray izay mpampianatra @ sekoly katôlika eto Antananarivo ka voaresaka teo ampandrenesana ny nahavoafidy ny Papa Benoit XVI. ... suite
répondu par iartistika le 20/04/2005 18:34
maditra ( 20/04/2005 02:56)
manadino tsy misy ratra
Araka ny hevitrareo, atao ahoana no ahafahana manadino fitiavana an'olo anankiray izay miara-miaina aminao isan'andro, nefa te hifampitondra toy mpianadahy aminao fa tsy fitiavana. Na farafaharatsiny ... suite
répondu par sonwin le 29/04/2005 13:33
Mifenty ( 19/04/2005 21:33)
Marina zany, anontanio Benoit...
TEna faly kosa aloha aho eh. faly ary mi féliciter ny katolika rehetra aho amin'ny fahazoanareo Papa vaovao. Avy niala fiandrasana tamin'i Paoly isika dia indro tonga i Benoit. Miarahaba anareo ar... suite
répondu par dadabe le 23/04/2005 05:51
xxx ( 19/04/2005 15:16)
fantatrareo ve fa ...
Fantatrareo ve fa : 1 - Isika ato amin'ny namana no farak'izay MPANARARAO-PATY indrindra. :-D :-D :-D 2 - Mihoatra ny 10 ireo lohahevitra no mifarana any amin'ny fanaratsiana ny finoana kato... suite
répondu par dadabe le 22/04/2005 05:31
xxx ( 19/04/2005 13:28)
mpihira rock vaovao
ahoana ry reto no fahitanareo lé hirah ? mahavoa kosa a!... suite
répondu par kdoo le 24/08/2005 05:34
Mifenty ( 19/04/2005 10:00)
Ny lokon'ilay setroka
Refa jerena klou ny lokon'ilay setroka mivoaka dia mbola mi mène atrany ny mainty ao am fifidianana izay ho papa eh. asa ny hevitrareo. :-D :-D :-D ... suite
répondu par dadabe le 22/04/2005 05:34
mcnyh ( 19/04/2005 09:48)
FIANARANA TENY VAHINY
IANAREO VE RY RETO TSY MAHATSAMPA HOE TENA MIRONGATRA BE NY FIANARANA TENY VAHINY ETO AMIN-TSIKA KOA INONA NO TOKONY HATAON-TSIKA HIAROVANA NY TENIN-DRAZAN-TSIKA??[b][/b]... suite
répondu par shha le 29/06/2012 08:08
naritsimba ( 19/04/2005 07:13)
FAMPIANARANA KABARY MALAGASY(Katôlika sy Protestanta)
Miarahaba anareo eh! Niara niasa foana ny EKAR St Jean Bosco Mangasoavina sy ny Sampana Mpikabary Hanitra Nentin-drazana avy ao @ FJKM Ambohipo tao anatin'ny taona maromaro izay teo @ sehatra fampi... suite
répondu par sonwin le 20/04/2005 09:11
rixes ( 19/04/2005 05:47)
Ordi Portable morabe
Ordi Portable TOSHIBA Satellite PII 333Mhz (TBE) Ram 64Mo - DD 4Go - lecteur CD - VCD - Disquette port Infrarouge - USB - carte son - carte graphique -haut parleur integré - Windows XP Pro Prix :... suite
répondu par rixes le 20/04/2005 05:24
totty ( 18/04/2005 22:42)
Ajesaia sy ny filalaony baolina
Ahoana hevi-tsika ny momba an io ekipa iray io ,misokatra ny ady hevitra... suite
répondu par johns le 19/07/2005 14:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9064