Ny lokon'ilay setroka

1. Mifenty ( 19/04/2005 10:00)


Refa jerena klou ny lokon'ilay setroka mivoaka dia mbola mi mène atrany ny mainty ao am fifidianana izay ho papa eh.

asa ny hevitrareo.

:-D :-D :-D
novalian'i dadabe ny 22/04/2005 05:34
2. haingo23 ( 19/04/2005 10:43)
f'angaha efa mivoaka e!
3. hery ( 19/04/2005 11:11)
Manomboka androany ka hatramin'ny alakamisy dia misy fifidianana in 4 isanandro. Rehefa mahazo 2/3 n'ny vato ny olona iray dia voafidy. Tsy misy kandidà fa azo fidina daholo rehefa kristianina. Rehefa vita ny tour faha 28 ka mbola tsisy mahazo 2/3 ihany dia miova ho majorité absolu 50% +1

de inona amin'izay ilay hoe asa ny hevitrareo?
4. dadabe ( 19/04/2005 11:33)
hery>ca fait misy firy izany ny fifidianana atao??de rahoviana vao vita?miala tsiny fa tena tsy mahay e
5. routa ( 19/04/2005 11:43)
hery > fa inona no dorana no lasa mainty de inona no dorany mahalasa fotsy azy kay?
Itako t@ télé tokoa izy iny de nanontany tena hoe fa ahoana koa no maha loko fotsy sy mainty azy
6. dadabe ( 19/04/2005 11:58)
misitery izany ry zanako :wink:
7. routa ( 19/04/2005 12:19)
:? :? :?
8. Mifenty ( 19/04/2005 12:32)
refa papa mainty no voafidy tampoka dia mainty ny setroka mivoaka. Tsy d'accord zany ny rehetra

ra fotsy moa de mioraka ny eo an-tokontany

fa le gris indray iny de tena foutage de gueule .

Gaigy iany izy ty leretsy kou.


Refa mainty tokoa dia ratsy daholo kou, travail au noir eh, mainty atrany am tsinay mainty eh, sy ny sisa.

Ny fiangonana aza moa izany dia manao koa kay kou. Raha mainty ny setroka dia tsy izy.


:lol: de ampy io an. Sao ndray misy :twisted: eo
9. xxx ( 19/04/2005 14:46)
Tonga ato njay nga le Mifenty be resaka...
refa mainty leisy de midika izany fa mbola tsy misy lany ah! Araka ny tenin'hery hoe 2/3. de refa fotsy de voafidy ny papa vaovaoooo :wink:
Sa diso ve zany ry hery?
De inna njay zao no idiran'ny tsnay am'resaka setroka sy fifidianana papa ... Sa ve oe misy mifoka sigara le mpifidy vao miditra ao de tonga any amin'ny tsinainy le setroka :-D :-D
10. routa ( 19/04/2005 17:26)
hihihihihi> o ry mifenty a! sao de tafahotra oltra le sangy ka!
11. iartistika ( 19/04/2005 18:21)
lany hono le papa eh!allemand le izy ary 78 ans!
12. pitchou ( 19/04/2005 18:44)
tsara izany ka! ni-pardonner ny nazisme daholo izany ny kardinaly tao!
13. fijo ( 19/04/2005 21:07)
sady misy tantara hitlerianina lery io ka maro ny mpino eto frantsa no somary matahotra.
nefa aleo aloha hanao vao tsaraina e;tsy tia ny hidiran'ny turk ao amin'ny europa koa izy io ,ary pro amerikana be;
14. yonikafopl ( 20/04/2005 00:30)
lokon'ilay setroka no resahana ka lasa misy resaka hilteriana, tsssssssssss
fa be fombafomba koa le fifidianana raha izany an, fa inn kalou le dorana e, le taratasy nanaovana vote ve? de we mainty ve iny raha mbola tsy misy pape lany, de hivadika fotsy tampoka rehefa lany le pape?
15. sahary ( 20/04/2005 04:26)
angamba ny mahafotsy an'ilay setroka de izao,rehefa misy papa lany de misy fety be ao anatiny ao ,ôtran'le misy spectacle reny de misy an'le setroka fotsifotsy iny ,de iny no hita mivoaka avy aty ivelany. : :lol:
16. Mifenty ( 20/04/2005 07:39)


yonika

mety lasa fotsy ho azy le setroka noho ny herin'ny fanahy masina.

na oe le akanjo fotsin'ilay kardinaly lany no dorana satria efa ahazo vaovao de la taratasy nanaovana vote no andrehetana ilay afo. Raha misy afo an.
17. routa ( 20/04/2005 08:10)
ka zay ange no nanontaniako fa dadabe moa no namaly , tsy nahafapo le valiny de fa ahoana ,sa mitovy @ rehefa @ fankalazana ny fetimpirenena frantsay koa to misy setroka avoakany le avion angaha eny ambony eny manga ,fotsy ,mena otrany reny ve????
18. yonikafopl ( 20/04/2005 08:58)
routa asa aky, fa toa hoe rehefa lany le pape dia asiana produit maha fotsy le setroka hono,
za nefa tena nieritreritra we otran le fanatitra nataon'i kaina sy abela , tonga dia misy afo ilay fanatitra nankasitrahan'Atra, dia toy izany koa, raha ankasitrahan'Atra ilay pape voafidy, dia tonga die mirehitra tsy asiana afo ilay zavatra dorana , de tonga de fotsy botsiaka ny setroka avy ao.
Mba vinavina ny ahy fa tsy dia idirako lalina nefa izay zava misy tao. :)
19. routa ( 20/04/2005 11:12)
:? 8)
20. Mifenty ( 20/04/2005 11:33)

>>yonika fa raha tsy ankasitrahan'Andriamanitra ve de manaona le setroka, tsy tonga de mirehitra ve sa hoe afa ny lokony sa oe arehitra mba hinoana azy.

za kou tsy mahay firy a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2343