Ny lokon'ilay setroka
21. dadabe
(
20/04/2005 14:31)
aza miasa saina amin'izany fa mazia mazia zany ry zanako,sady misitery ,ny azo lazaina de mety misy feu d'artifisy ao 1 poiny c tout,2 poiny c trop,3 point ca suffit :-D :-D
25. annie
(
21/04/2005 05:46)
kely zavatra resahana tsssss!setroka ve rangah no niadiana hevitra.
Fa na mavo an'io na mena tsy misy holana,tian'ireo katolika reo foana,Aa faharoa iny aminy
Fa na mavo an'io na mena tsy misy holana,tian'ireo katolika reo foana,Aa faharoa iny aminy
27. Mifenty
(
21/04/2005 10:44)
>>annie ah
fa heverinao v zany fa ra setroka mainty ny tao ka nisy anle lakolosy be de ho nihoraka ny katolika tery am kianja?
Tsy mino aho
Ngamba ozy ry zareo oe "contrefaçon io le hihii"
:lol:
fa heverinao v zany fa ra setroka mainty ny tao ka nisy anle lakolosy be de ho nihoraka ny katolika tery am kianja?
Tsy mino aho
Ngamba ozy ry zareo oe "contrefaçon io le hihii"
:lol:
