Ordi Portable morabe

1. rixes ( 19/04/2005 05:47)
Ordi Portable TOSHIBA Satellite PII 333Mhz (TBE)
Ram 64Mo - DD 4Go - lecteur CD - VCD - Disquette
port Infrarouge - USB - carte son - carte graphique -haut parleur integré - Windows XP Pro
Prix : 2 800 000fmg à déb
tél : 033 11 588 69 (Rija)
novalian'i rixes ny 20/04/2005 05:24
2. lilbon ( 19/04/2005 08:35)
Salii! informatika
sao de mba mis ordi portabla morabe P IV koa an @'nareo any.
3. lilbon ( 19/04/2005 08:38)
Salii rixes kay fa az'fad.
4. rixes ( 19/04/2005 10:17)
tena io PII io aloha zao no misy ao
5. hefler4 ( 19/04/2005 13:31)
:} Mba te afantatra aho oe aiza no misy lay ordi portable mora be voalaza io .Ohatr'inona no mety ho vidiny?Ny tanjany ko mba lazao ahy azafady!
6. lilbon ( 19/04/2005 13:34)
Mbo lazao rangah 'zay ref misy milay B any reo any a!
7. rpk ( 19/04/2005 16:01)
tsy efa ilaozan'toetrandro ve zany kle! :lol:
8. sonwin ( 19/04/2005 16:13)
rpk> fa miainga foana io e
9. rixes ( 20/04/2005 05:24)
io n° phone io ambony io fotsiny atsoina de hitanao io .
hefler4:

:} Mba te afantatra aho oe aiza no misy lay ordi portable mora be voalaza io .Ohatr'inona no mety ho vidiny?Ny tanjany ko mba lazao ahy azafady!



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1381