Marina zany, anontanio Benoit...

1. Mifenty ( 19/04/2005 21:33)
TEna faly kosa aloha aho eh. faly ary mi féliciter ny katolika rehetra aho amin'ny fahazoanareo Papa vaovao. Avy niala fiandrasana tamin'i Paoly isika dia indro tonga i Benoit.

Miarahaba anareo ary mahereza daholy eh.

Tena marinaa izany!!!! Anontanio Benoit.
novalian'i dadabe ny 23/04/2005 05:51
2. pika ( 20/04/2005 06:33)
misaotra @ ilay fiarahabana. saingy marihiko kely hoe rehefa ray aman-dreny dia iraisana daholo na an'iza io na an'iza.
3. ravatorano ( 20/04/2005 08:14)
misaotra amin ilay fiarahabana nahazahoanay katolika ny Papa vaovao Benoit XVI na dia somary teny misy fanarabiana ihany aza amin ilay farany hoe anontanio Benoit izay hiran Ingahy Jeneraly namana mahafinaritra b izay.
4. Mifenty ( 20/04/2005 10:54)
>>ravatorano ah
aza sensible otranio kle. Tsy manaraby aho ka.

Manaraby v oatra ra miteny talou oe Andraso eo Paoly?

fiteny fotsiny io.hihi
5. dadabe ( 20/04/2005 13:38)
de rahoviana zany ny arozazy?
mifenty>ary iza lety ny an'ny kanterbory??
6. welie ( 20/04/2005 15:43)
Nareo kosa moa dia io mi ironiser io fona wa e!!! :-w
7. fijo ( 20/04/2005 22:19)
dadabe rahoviana marina ny arozazy kle.mety be dovay ao mantsy
8. dadabe ( 21/04/2005 08:00)
tondraka daholo ny divay sy ny ....
welie>ironiser ahoana e?
9. Mifenty ( 21/04/2005 10:45)
sady ny damopra no tena spécialista am dovay an


welie kosa eh. hihi
10. fijo ( 21/04/2005 22:09)
izay mantsy anie.mampahatsiahy an'ny soavimbahoaka izany kle.
11. dadabe ( 22/04/2005 05:26)
sady ny divain'i damopra tsara(vin de bon pere)
12. ravatorano ( 22/04/2005 05:49)
mopera aloha mahay divay eh tsy lainga iny
ny arozazy indray iny dia ny vavaka no atao mafimafy fa izay no mety amin ilay sehatra
13. Mifenty ( 22/04/2005 08:43)


marina mitsy nendra fijo le

refa le manao recollection eny soavimbahoaka ao amindry frera de tsy maintsy mba midizina kely kou



nen-dravatorano ndray ny arozazy hono dia alim-bavaka sy fifadian-kanina hihihihi malatsaka.
14. dadabe ( 22/04/2005 16:59)
fa tsy mandaitra
15. Mifenty ( 22/04/2005 17:02)


le inn no tsy mandaitra le

le fifadian-kann sy alim-bavaka v le. hihii
16. dadabe ( 23/04/2005 05:51)
le malatsaka :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1948